Villart C.C

Villart C.C Entreprise de conception et de construction de villa

HOANAREO MAPMPIASA NY LOGICIEL AUTOCAD.MPANAO PLAN?ELA BE VAO MAHAVITA IZANY?TE HAMPITOMBO NY HAFAINGANAM-MPADEHANAO VE ...
14/10/2021

HOANAREO MAPMPIASA NY LOGICIEL AUTOCAD.
MPANAO PLAN?
ELA BE VAO MAHAVITA IZANY?
TE HAMPITOMBO NY HAFAINGANAM-MPADEHANAO VE IANAO KA HAHAVITA ANAO ASA MARO ANATIN'NY IRAY ANDRO?
>>>> PLAN REHETRA FARAK'IZAY AINGANA, COUPE SY FACADE REHETRA FARAK'IZAY AINGANA , MODILASATION 3D FARAK'IZAY AINGANA?
!!!!SANS PERDRE LA QUALITE DE VOTRE TRAVAIL!!!!
>>>>DEVIS QUANTITATIF SUR AUTOCAD?
TONGAVA MANATRIKA ITY FIHOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA HOANAREO MPANAO TRANO KA MAMPIASA AUTOCAD ITY.

FILAN'KEVITRA SY FISORATANA ANARANA : 034 96 569 19
SARANY : 80.000Ariary
FIDIRANA 1:
>>Vendredi 22 Octobre (8h à 12h00)
>>Samedi 23 Octobre (13h30 à 17h00)
>>Lieu: Edénia Nanisana
FIDIRANA 2:
>>Vendredi 29 Octobre (8h à 12h00)
>>Samedi 30 Octobre (13h30 à 17h00)
>>Lieu: Edénia Nanisana

MANKASITRA ANAREO REHETRA

27/08/2021

Site web et Formalisation bientôt...
Hijoro arapanjakana tsy ho ela izahay, manaraka izany dia hanokatra site internet ihany hoan'ireo gasy izay mipetraka any ivelany sy eto antoerana... MBA HO MATIANINA HATRANY... MANKASITRAKA

22/08/2021

"Pour un homme bâtir sa maison, c'est naître une deuxième fois"

Ny "Villaret C.C" dia mirary taona zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra...
15/01/2021

Ny "Villaret C.C" dia mirary taona zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra...

17/09/2020

70% loading....

Immeuble d'appartement R+5 contenant 10 appartement type F4 haute standing avec ascenseur centrale.Prix clef en main: 3....
31/08/2020

Immeuble d'appartement R+5 contenant 10 appartement type F4 haute standing avec ascenseur centrale.
Prix clef en main: 3.000.000.000ariary.

Contact ou prise de rdv au 0322122513 ou MP.

😱😱55.000.000ariary😱😱 🏡🏡Trano complet, plancher sy toiture en dalle pleine🏡🏡✅Surface bâti 45m²✅3 chambres✅Salon✅Salle à m...
29/08/2020

😱😱55.000.000ariary😱😱
🏡🏡Trano complet, plancher sy toiture en dalle pleine🏡🏡
✅Surface bâti 45m²
✅3 chambres
✅Salon
✅Salle à manger
✅Cuisine
✅1 Do**he et 2 WC
👌👌Mankasitraka indrindra hoan'ilay "futur propriétaire"

Hoa anao koa, aza misalala ary raha maniry hanangana trano!!!

Contact: 0322122513 na MP avy hatrany...

17/08/2020

Te hanao trano ve ianao?
Aza misalala ary miantso mivantana na mandefa MP anay, fa na hoatrinona tetibolanao dia afaka atao foana ny étude anie ry zareo eee...

Contact: 0322122513

➡ contact: 0322122513➡ MP directTrano_V07: "traditionnel" nohezahina nasina "touche moderne''...▶séjour▶cuisine▶salle à ...
15/08/2020

➡ contact: 0322122513
➡ MP direct

Trano_V07: "traditionnel" nohezahina nasina "touche moderne''...
▶séjour
▶cuisine
▶salle à manger
▶3 chambres
▶chambre parentale
▶2 salles de bain et WC
▶Balcons...

Mankasitraka eee...

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261322122513

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Villart C.C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Villart C.C:

Share