30/12/2022
Mifarana ity ny taona.
Tsaroanareo ve ireny fahatsiarovana taloha ireny ?
Izahay ato amin'ny DRTMV Services dia mamadika irony cassettes VHS sy cassettes audios irony ho lasa "numérique".
Koa aza misalasala ary manoratra anay ao amin'ny hafatra miafina fa vonona ny hanampy anao izahay amin'ny fanatontosana izany 🙂
Mamy ny miaina indray ireo fahatsiarovana fahiny 💞
📣Nostalgique du vieux temps ?
🔴 Revivez et redécouvrez vos plus beaux instants avec le sourire grâce à DRTMV services.
🎞️En vidéo ou audio📻, tout est à votre choix.
🔴 Transformez vos vielles cassettes (VHS, audio) en numérique (sur DVD, flash,...)
✅Optez la modernité📈 pour une meilleure conservation...
📲 +261 34 27 251 31
📧[email protected]