Poudre Rose Insecticide

Poudre Rose Insecticide 📢POUDRE ROSE EFFICACE 100%
Maina hatramin ny Atodiny✅

Ody KONGONA ( Trano ,alika, fiara sns...) Ody PARASY ( Trano ,Saka, sns...)

Ody KALALAO
Ody ViITSIKA ( mety foana )
Ody TSINGONGOATRA( @ Biby )
Ody HAO ( @ volo )
Ody KOROKA (@ hazo )

0345108381

🚨 TANDREMO !!! AHOANA NO AHAFATARANA FA MISY KONGONA AO AN-TRANO ?   INONA NY FOMBA HAINGANA ATAO MBA TSY HIRONGATRA BE ...
19/08/2026

🚨 TANDREMO !!! AHOANA NO AHAFATARANA FA MISY KONGONA AO AN-TRANO ? INONA NY FOMBA HAINGANA ATAO MBA TSY HIRONGATRA BE ?

😭 Zava-doza raha ny zaza no hoaniny kongona mety hisy fiatraikiny ka mila sorohina tsy tara .

1- Tasy mena na mangidihidy amin'ny hoditra, mety hisy fery kely rehefa hokorina matetika
2- Tasy mainty madinika eo @ kidoro na lamba na rindrina
3- Tasy rà kely
4-Atody fotsifotsy madinika mety misisisika
5-Akoran'ny kongona rehefa mihintsana
6-Kongona hita rehefa alina @ kidoro na @ toerana hafa
7-Ny tsy fahampiana torimaso ihany koa mety avy aminy raha misy malailay na hidihidy tsy fantatra

▪️Mahatratra 1 taona na mihoatra ny fahavelomany
▪️Rà no tena sakafony mampitombo azy aingana be
▪️Raha vao mafana ao @ toerana misy azy dia manatody aingana be ary 1-2 andro fotsiny dia foy sahady .
▪️Toerana maizina no tena misy azy
▪️ Vavy iray dia afaka manatody tsy voafetra @ andro rehetra hiainany @ alalan'ny hafanana fotsiny
▪️Tena mahay miafina be ireo mety tsy fantatra raha tsy aman-taonany
▪️Mora miparitaka @ alalan'ny : Lamba akanjo,valizy,kiraro,fanaka,kidoro, hazo, sns...

🔴 INONA NO VAHAOLANA AINGANA BE MAMONO SY MANAMAINA NY ATODINY ?

✔️ Ody Kongona 100% EFFICACE RAPIDE
👉POUDRE ROSE INSECTICIDE ✅
💰10.000ar 1 de sachet 120g
🎁 Bonus : isaky ny mividy 3 sachets ato aminay dia mahazo 1 kadoa maimai-poana

Ity Poudre rose insecticide ity ihany no aingana be raha tena hanalana hatramin'ny fotony ireo Kongona miparitaka be .

🔴 FAMPIASANA AZY
▪️ Tsy asina rano ilay poudre rose fa araraka moramora fotsiny
▪️Araraka @ kidoro eponge ambony ambany, latsi-pandrina ary ny ambany fandrina
▪️Raha amin'ny toerana misisika dia maka borosinify maina dia alaina ilay poudre ka asisika tsara amin'ireo toerana na elakelaka madinika , afaka anosorana ihany koa (plafond)
▪️Miasa foana ilay fanafody fa tsy voatery ho fafana

🛵 LIVRAISON disponible 7j/7j

🚨 Aza miandry tara loatra vao hisoroka fa dieny izao dia ataovy ity tompoko🙏

▪️Trano madio no tanjona ✅
▪️Matory milamina tsy mangidhidy intsony ✅
▪️Zarao raha mahasoa anao ✅

🥰 Mankasitraka antsika eto Antananarivo ✅🙏 indrindra tena isaorana manokana koa ireto clients bediabe any amin'ny faritr...
14/08/2026

🥰 Mankasitraka antsika eto Antananarivo ✅
🙏 indrindra tena isaorana manokana koa ireto clients bediabe any amin'ny faritra ireto 😮❤️

✔️Tena mankasitraka fa toy izao ny coordonnées mandeha isan'andro any amin'ireo faritra manerana ny Madagasikara manontolo , santionany kely nalefanay anio ❤️

💌Ankasitrahana tompoko nanjifa eto aminay ampatokisana ary manasa ireo mbola tsy nanjifa ihany koa eto amin'ny Poudre Rose Insecticide

➡️ ODY BIBIKELY REHETRA
✔️ ODY KONGONA ✔️ ODY KALALAO ✔️ ODY PARASY
✔️ ODY VITSIKA ✔️ODY TSINGONGOATRA ✔️ ODY HAO
✔️ ODY KOROKA sns ...

Contact : 0345108381📞

10/08/2026

🚨 TANDREMO !!! EFA BETSAKA NO NITARAINA TAMIN'ITY
😭RAHA MISY KONGONA na PARASY ao an-tranonao, JEREO ITY !!! TAPITRA HATREO NY MANGIDIHIDY

👉 Misy Vahaolana tena haingana be hamonoina ny KONGONA sy ireo BIBIKELY rehetra

➡️ POUDRE ROSE INSECTICIDE EFFICACE 100% ✅
😮 Maina hatramin'ny Atodiny ✅

🎁 PROMOTION : 💰10.000ar : 1 sachet de 120g
🎀 OFFRE : isaky ny mividy 3 Sachets dia mahazo 1 sachet kadoa no sady LIVRAISON GRATUIT 🛵

Tsy Asina rano fa ilay poudre fotsiny no araraka amin'ny toerana rehetra ☑️

✔️ Ody KONGONA ✔️ PARASY ✔️ KALALAO ✔️ TSINGONGOTRA ✔️ VITSIKA ✔️ HAO ✔️ KOROKA ✔️

🔴 Mety atao amin'ny Trano , Fiara , Saka , alika , akoho , vorona , voninkazo , masom-boly , sns...

Contact : 034 51 083 81 📞

✅ Trano madio no tanjona
✅ Matory milamina tsy mangidihidy intsony
✅ Zarao amin'ny namanao raha mahasoa anao

😍 Coucou daholo ny mpanaraka ny Page Poudre Rose Insecticide ✅🌼 OWAOUUUHHH ! Tena hafa-po loatra aho @  ireo retour tena...
10/08/2026

😍 Coucou daholo ny mpanaraka ny Page Poudre Rose Insecticide ✅

🌼 OWAOUUUHHH ! Tena hafa-po loatra aho @ ireo retour tena efa maro be isan andro efa amam-polony

👉 Tsy miova ny kalitao ny vokatra ato amin-tsika fa ilay tena Pure 100% no eto aminay

👉 Zaraina ho itan'ny rehetra ilay resultat mahomby

➡️ Mbola misy hoanareo izay mbola mila hamonona ireo bibikely ao an-trano

✔️ Ody kongona
✔️ Kalalao
✔️ Parasy
✔️ Vitsika
✔️ Tsingongotra
✔️ Hao @ volo
✔️ koroka

0345108381 Livraison disponible 🛵

10/08/2026

✅ POUDRE ROSE INSECTICIDE

Mividy SACHETS 3 dia Mahazo KADOA 1 no sady GRATUIT ny Livraison
Izay maka 3sachets ihany mahazo OFFRE

😍 Tena hoe : '' OWAOUHHHHHH ✔️ ✅ Tena hafa-po loatra aho @  ireo retour tena efa maro be isan andro ➡️ Mbola misy hoanar...
01/08/2026

😍 Tena hoe : '' OWAOUHHHHHH ✔️
✅ Tena hafa-po loatra aho @ ireo retour tena efa maro be isan andro
➡️ Mbola misy hoanareo izay mbola mila hamonona ireo bibikely ao an-trano

✔️ Ody kongona
✔️ Kalalao
✔️ Parasy
✔️ Vitsika
✔️ Tsingongotra
✔️ Hao @ volo
✔️ koroka

0345108381 Livraison disponible 🛵

✅ POUDRE ROSE INSECTICIDE👉ISAKY NY MIDIVY SACHETS 3 IANAO DIA MAHAZO KADOA 1 SADY GRATUIT NY  LIVRAISON  OFFRE  SEMAINE ...
27/07/2026

✅ POUDRE ROSE INSECTICIDE

👉ISAKY NY MIDIVY SACHETS 3 IANAO DIA MAHAZO KADOA 1 SADY GRATUIT NY LIVRAISON
OFFRE SEMAINE ITY

😍Ireo indray ary ny retour avy aminareo Clients manaraka ✅ ➡️Misaotra anareo matoky , ary efa maro ireo afa-po ✅👉 Aleo i...
24/07/2026

😍Ireo indray ary ny retour avy aminareo Clients manaraka ✅
➡️Misaotra anareo matoky , ary efa maro ireo afa-po ✅
👉 Aleo ianareo no hilaza fa EFFICACE 100% io

➡️Tena faly izahay rehefa nahita resultat tsara be daholo ianareo

- PRIX PROMO : 10.000ar 1 sachet 120g
- Omenay 1 sachet KADÔA isaky ny mividy 3 sachets ato
+ LIVRAISON GRATUIT 🛵

➡️ Aza misalasala hoanareo izay mbola anao Commande eto aminay fa vonona handray anareo am-pitiavana be 😘
- ODY KONGONA , PARASY , KALALAO , VITSIKA , HAO , TSINGONGOTRA , KOROKA ... Sns...

✅ Trano madio no tanjona
✅ Matory sy milamina tsy mangidihidy intsony
✅ Zarao amin'ny namanao raha mahasoa anao

Contact : 034 51 083 81

20/07/2026

"ODY KONGONA, PARASY, KALALAO, VITSIKA, HAO, TSINGONGOATRA ,Tapitra hatreo ny MANGIDIHIDY "

😭Tena MIRONGATRA be ny KONGONA sy PARASY ,ity ary vahaolana haingana be ody biby kely rehetra
Maina hatraminy atodiny 100%

✅POUDRE ROSE insecticide EFFICACE 100%
➡️PRIX 1 sachet : 10.000ar Poids 120 grammes

TOLOTRA BONUS : isaky ny mividy 3 sachets dia mahazo kadoa 1 no sady LIVRAISON GRATUIT 🛵

Mety atao anaty trano , fiara , voninkazo , akoho , alika , saka , tranom-biby , fisoko , masom-boly, sns...

✅ Trano madio no tanjona
✅ Matory sy milamina tsy mangidihidy
✅ Zarao amin'ny namana raha mahasoa anao

📞CONTACT 0345108381📞

Address

Antananarivo

Telephone

+261345108381

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poudre Rose Insecticide posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share