Manou Mdg

Manou Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manou Mdg, Contractor, Antananarivo.

Mbola mitohy ny fandraisana commande an🥰Mankasitraka anareo rehetra izay efa manomeha fitokisana anay❤️Ireto misy modèle...
23/07/2026

Mbola mitohy ny fandraisana commande an🥰
Mankasitraka anareo rehetra izay efa manomeha fitokisana anay❤️
Ireto misy modèle vitsivitsy afaka tanterahintsika🪡

Ho anao izay manomana événements toy ny mariage, fiançailles,sns dia manasa anao handefa ny commande fa ho afa-po tanter...
14/07/2026

Ho anao izay manomana événements toy ny mariage, fiançailles,sns dia manasa anao handefa ny commande fa ho afa-po tanteraka ianao 🥰♥️
Aza tara fa commande 1 ihany no raisinay mandritran'ny erinandro 🥰
Alefaso ny modèle tianao sy efa nofonofisinao hatrizay hoan'ny fotoana mamy indrindra eo amin'ny fiainanao fa ho tantarahinay🌹

✨ Tsy akanjo fotsiny... fa tantaram-pitiavana zairina ho anao. 🤍Ny robe de mariée sur mesure dia noforonina haneho ny ha...
27/06/2026

✨ Tsy akanjo fotsiny... fa tantaram-pitiavana zairina ho anao. 🤍

Ny robe de mariée sur mesure dia noforonina haneho ny hakantonao sy ny maha-ianao anao amin'ilay andro tsy hay hadinoina.

✨ Design miavaka
✨ Fanjairana araka ny refin'ny vatanao
✨ Finition soignée hatramin'ny antsipiriany kely indrindra

Satria tsy misy ampakarina roa mitovy, dia tsy tokony hitovy amin'ny an'ny hafa koa ny akanjonao.🪡

Ataovy zava-misy ny robe de mariée nofinofisinao.

📩 Manorata hafatra dieny izao raha mila fanazavana na hanao commande.

Address

Antananarivo

Telephone

+261345615732

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manou Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category