30/04/2021
❗ HANANGANA TRANO MANARA-PENITRA AHO❗
BTP PROD dia manolotra ny "service de suivi et assistance technique de chantier" ho anao olon-tsotra te hanangana trano manaraka ny fenitra rehetra.
Tsy hiahiahy intsony ianao hoe manaraka an'ilay plan natao ve ilay trano eo am-pananganana azy, ampy tsara sy manaraka ny tokony ho izy ve ny dosage, ny ferraillage, ny coffrage mba ho mandry ny sainao fa tsy hirodana vetivety na hisy fissure sahady ao ariana kely ao ilay trano.
Raha efa eo am-pananganan-trano ianao amin'izao na ihany koa vao nahazo permis de construire ; na efa manana ny équipe rehetra hanangana ny tranonao ianao na tsia, dia afaka manantona anay foana raha te hisitraka an'io "service de suivi et assistance technique de chantier" anay io.
Raha te ahazo fanazavana bebe kokoa dia ireto ny ahafahanao mifandray aminay 👇
📲 034 45 519 77
📧 [email protected]
🌐http://btp-prod.mg/