04/10/2026
Mba hizara kely aminareo zavatra hita tany ho any aho 😅
Tsy izany ry zareo moa fa nandefa ilay "offre clé en main" iny aho dia betsaka no niteny hoe te hanakarena tampoka aho 😂😭
Tsy maninona izany fa betsaka isika no tsy mahalala dia tsy hifanomezantsiny e 😎😉
Fa raha tena lafo tokoa moa izany ilay offre 100 M Ar an'ilay villa basse 80 m2, dia ahoana ny fahitanareo an'ireto lapoaly tena tsara ireto 🤔😅
Izay fa mirary alahady sy farany herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 👍🏼😂
Phoenix Art Construction
Bâtir l'avenir