26/09/2023
Mbola hamafisinay eto iany fa nony antony tsy miankina de tsy maintsy niova pejy vaovao izahay . ireto ary izy ireo
MADA Bartender.CO ny Pejy
Mada Bartenders ny Compte
Marihina fa samy hafahana mifandray avokoa izy ireo. Betsaka manko ianareo no mbola mandefa MP ato ka mety tsy ho voavalinay intsony izy ireny . ka mba ialany de manasa anareo izahay mba ( Compte na Pejy ) ambony ireo indray isika no mifandray. Ireo iany ny Compte official nay . ka no izany aza misalasala fa vonina ny andray anareo faona izahay .
Mankasitra indridra antsika rehetra tompoko