Import-export JAPON

Import-export JAPON Nopat Madagascar manampy anao amin'ny fividianana sy fanafarana entana avy any JAPON (import/export)

DESTOCKAGE Pneu marque NEXENMarika Koreana sady tena tsara kalitao no mateza be. Mahazaka ny toetr'andro rehetra ary mah...
23/10/2024

DESTOCKAGE Pneu marque NEXEN
Marika Koreana sady tena tsara kalitao no mateza be.
Mahazaka ny toetr'andro rehetra ary mahazaka lalana tsara.
PNEU VAOVAO BE natokana ho anao.
195/15
215/70/15
195/75/16c
235/65/16
205/75/16
215/75/16
225/75/16

Toerana ahitana azy ety Ambodimanga Besarety
Làlana miakatra eny @ Hopitaly Girard
CONTACT 034 02 146 86

Mba mora ve ny vidina fakantsary occasion any Japon?Betsaka no manotany ny mety hanafarana fakantsary avy any Japon ka m...
17/06/2022

Mba mora ve ny vidina fakantsary occasion any Japon?

Betsaka no manotany ny mety hanafarana fakantsary avy any Japon ka mba atoronay anareo hoe inona no mahatsara azy.
Ny Japonais dia fatra-pikajy zavatra ka na hoe occasion aza dia mbola tena tsara sady mbola voatahiry ny taratasy rehetra.
Toy izany izao ity Nikon 5100 ity izay mbola tena tsara mihitsy ny kalitao. Tsy dia niasa firy akory fa nangalana sary teo amin'ny 100 teo ho eo dia nividy fakantsary hafa indray ilay tompony ka namidiny ity ity.
Ny vidiny dia mirary ary tonga dia alefa aminao ny entana.

Ny tsara hatrany no atolotra anareo.

20/05/2022

Azonao atao izao ny mividy sy manafatra entana avy any Japon miaraka amin'ny Nopat Madagascar.
1- Lazao anay ny entana tadiavinao.
Na ihany koa
2- Afaka mijery entana ao amin'ny AMAZON JAPAN / RAKUTEN ianao ary atoronao anay izany.
-- > Rehefa fantatra ny entana tianao vidiana dia manome facture proforma ho anao izahay. Ao anatin'izay ny vidin' entana sy ny sarany mandefa azy eto Madagasikara. Anjaranao sisa ny manapa-kevitra avy eo.
-- > Azo antoka ny fandefasana ny entana miaraka amin'ny DHL na FedEx
Ny kalitao tsara indrindra no ataolotray ; anao ny safidy.
* Aza misalasama manatona ny Nopat Madagasikara ety amin'ny Immeuble Fitaratra Ambodimanga Besarety.
* Azo atao koa ny manao zoom meeting miresaka mivantana amin'ny ekipa any Japon mikasika ny zavatra tadiavinao sy tianao vidiana.
Tel: 034 20 610 41
Mailaka: [email protected]

Iphone SE argente 32GoOrigine Japon ho an`izay mitady telephone mbola tsara be.Prix: 715000 ARMP ou contact: 034 20 610 ...
22/12/2021

Iphone SE argente 32Go
Origine Japon ho an`izay mitady telephone mbola tsara be.

Prix: 715000 AR
MP ou contact: 034 20 610 41

21/12/2021

Eh! Efa azonao atao izao ny mividy sy manafatra pièce na kojakoja n'ny fiaranao avy any Japon sy Taiwan ary Corée du Sur miaraka amin'ny Nopat Madagascar.
Lazao anay ny entana tadiavinao. Raha misy référence na sary dia afaka alefa ao @ mp dia tadiavinay.
-- > Rehefa fantatra ny entana tianao vidiana dia manome facture proforma ho anao izahay. Ao anatin'izay ny vidin' entana sy ny sarany mandefa azy eto Madagasikara. Anjaranao sisa ny manapa-kevitra avy eo.
-- > Azo antoka ny fandefasana ny entana miaraka amin'ny DHL na FedEx
Ny kalitao tsara indrindra no ataolotray ; anao ny safidy.
* Aza misalasama manatona ny Nopat Madagasikara ety amin'ny Immeuble Fitaratra Ambodimanga Besarety.
* Azo atao koa ny manao zoom meeting miresaka mivantana amin'ny ekipa any Japon mikasika ny zavatra tadiavinao sy tianao vidiana.
Tel: 034 21 610 41
Mailaka: [email protected]

faites vos annonces en commentaire pour recherche de:
pièces, accessoires, kit.. des voitures de to

21/12/2021

Eh! Efa azonao atao izao ny mividy sy manafatra pièce na kojakoja n'ny fiaranao avy any Japon, Taiwan ary Coréée du sud miaraka amin'ny Nopat Madagascar.
Lazao anay ny entana tadiavinao. Raha misy référence na sary dia afaka alefa ao @ mp dia tadiavinay.
-- > Rehefa fantatra ny entana tianao vidiana dia manome facture proforma ho anao izahay. Ao anatin'izay ny vidin' entana sy ny sarany mandefa azy eto Madagasikara. Anjaranao sisa ny manapa-kevitra avy eo.
-- > Azo antoka ny fandefasana ny entana miaraka amin'ny DHL na FedEx
Ny kalitao tsara indrindra no ataolotray ; anao ny safidy.
* Aza misalasama manatona ny Nopat Madagasikara ety amin'ny Immeuble Fitaratra Ambodimanga Besarety.
* Azo atao koa ny manao zoom meeting miresaka mivantana amin'ny ekipa any Japon mikasika ny zavatra tadiavinao sy tianao vidiana.
Tel: 034 21 610 41
Mailaka: [email protected]

Eh! Efa azonao atao izao ny mividy sy manafatra entana avy any Japon miaraka amin'ny Nopat Madagascar.1- Lazao anay ny e...
02/12/2021

Eh! Efa azonao atao izao ny mividy sy manafatra entana avy any Japon miaraka amin'ny Nopat Madagascar.

1- Lazao anay ny entana tadiavinao.

Na ihany koa

2- Afaka mijery entana ao amin'ny AMAZON JAPAN / RAKUTEN ianao ary atoronao anay izany.

-- > Rehefa fantatra ny entana tianao vidiana dia manome facture proforma ho anao izahay. Ao anatin'izay ny vidin' entana sy ny sarany mandefa azy eto Madagasikara. Anjaranao sisa ny manapa-kevitra avy eo.

-- > Azo antoka ny fandefasana ny entana miaraka amin'ny DHL na FedEx

Ny kalitao tsara indrindra no ataolotray ; anao nyy safidy.

* Aza misalasama manatona ny Nopat Madagasikara ety amin'ny Immeuble Fitaratra Ambodimanga Besarety.

* Azo atao koa ny manao zoom meeting miresaka mivantana amin'ny ekipa any Japon mikasika ny zavatra tadiavinao sy tianao vidiana.

Tel: 034 21 610 41
Mailaka: [email protected]

Misokatra ihany koa ny fandraidana commande ho an'izay te hanafatra IPHONE 13 PRO avy any JaponEcran 6.1poucesCouleur: b...
02/12/2021

Misokatra ihany koa ny fandraidana commande ho an'izay te hanafatra IPHONE 13 PRO avy any Japon

Ecran 6.1pouces
Couleur: bleu alpin / or / argent / graphite

Memoires: 128Go / 256Go / 512Go / 1To

Aza misalasala manatona ny Nopat Madagascar ety amin'ny Immeuble fitaratra Ambodimanga Besarety.

Efa manadray commande ho an'ireo izay mitady MACBOOK PRO 16POUCES avy any Japon.Couleur: Gris ou ArgentCPU 10 cœursGPU 1...
02/12/2021

Efa manadray commande ho an'ireo izay mitady MACBOOK PRO 16POUCES avy any Japon.

Couleur: Gris ou Argent

CPU 10 cœurs
GPU 16 cœurs
16 Go de mémoire unifiée
SSD de 512 Go / 1To

Ou

CPU 10 cœurs
GPU 32 cœurs
32 Go de mémoire unifiée
SSD de 1 To

Entana mbola vaovao no atolotra ho anao.
Aza misalasala manatona ny Nopat Madagascar etsy amin'ny Immeuble fitaratra ambodimanga Besarety.

Afaka manao commande dirrect avy any Japon ho izay mila:IPAD PRO 12,9 poucesCouleur: gris ou argentWifi / wifi + Cellula...
02/12/2021

Afaka manao commande dirrect avy any Japon ho izay mila:

IPAD PRO 12,9 pouces
Couleur: gris ou argent

Wifi / wifi + Cellular

Memoire: 128go/ 256go/ 512go/ 1To

Écran Liquid Retina XDR
Écran Multi‑Touch rétroéclairé par mini‑LED de 12,9 pouces (diagonale) avec technologie IPS
Système de rétroéclairage 2D avec 2 596 zones de gradation Full Array
Résolution de 2 732 x 2 048 pixels à 264 pixels par pouce (ppp)
Technologie ProMotion.
Compatible avec l’Apple Pencil (2ᵉ génération)

Ho antsika izay te handefa entana any ivelany dia aza misalasala mifandray mivantana amin'ny Nopat Madagascar fa afaka m...
14/10/2021

Ho antsika izay te handefa entana any ivelany dia aza misalasala mifandray mivantana amin'ny Nopat Madagascar fa afaka mikarakara ny fandefasana azy izahay amin'ny sarany mirary sady azo antoko.

Address

Immeuble Fitaratra Ambodimanga Besarety
Antananarivo
101

Telephone

+261342061041

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Import-export JAPON posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Import-export JAPON:

Share

Category