14/08/2026
Andeha hiala sasatra kely aloha izahay ooh 🥰🌊
Mafimafy kely izay rythme tato ho ato izay dia mba haka aina kely izahay dia miverina aminareo eto ihany rehefa mahazoazo kely avy any 😝
Ireo commande en cours izay efa miandry livraison dia honorer-na daholo fa ny prise de commande vaovao no miandry kely indray aloha.
Izay ary fa bonne vacances daholo ooh ☀️🌴