HAK Project

HAK Project 🏬CONSTRUCTION.

DESIGN.RENOVATION
👉CONCEPTION PLANS 2D & 3D
👉DEVIS ESTIMATIF & QUANTITATIF
👉REALISATION
🎁 Qualité, Fiabilité et Respect de délais pour tous vos projets

Tsy voatery hanomboka @ aotra ! Misaotra ny client nametraka ny fitokisana taminay🙏. Efa misy ambany rihana ity trano it...
25/07/2026

Tsy voatery hanomboka @ aotra ! Misaotra ny client nametraka ny fitokisana taminay🙏. Efa misy ambany rihana ity trano ity ka nankinina taminay ny Conception Plan 2D&3D ary ny Devis Quantitatif Estimatif hampiakarana azy ho R+2 ho araka ny fenitra sy ny filan'ny tompony.
Antsoy haingana ny laharana:
📞 034 57 679 69
📞033 03 606 99







Efa manana tany hanorenana vé hianao ka mitady olona azo antoka hanatanteraka ny tetikasanao🤔? Safidio nyHAK Project ary...
05/07/2026

Efa manana tany hanorenana vé hianao ka mitady olona azo antoka hanatanteraka ny tetikasanao🤔? Safidio nyHAK Project ary aza mangataka andro fa ny fotoana ⏱️mande
Indro ary aseho anao VILLA R+1 iray, ny mombamomba ny trano sy ny teti-bidy
Antsoy ny laharana: 📞034 57 679 69 na ny 📞033 03 606 99 na afaka miditra Mp ihany koa raha liana hianao








Miarahaba antsika rehetra👋!⏱️Fotoana tsara indrindra izao hanombohanao ny tetikasanao! Ny H.A.K Project dia manolotra ho...
07/06/2026

Miarahaba antsika rehetra👋!
⏱️Fotoana tsara indrindra izao hanombohanao ny tetikasanao! Ny H.A.K Project dia manolotra ho anao ity VILLA BASSE iray ity.
🔑Prix clé en main: 101 250 000 Ar
Aza misalasala ary miantso ny 034 57 679 69 na ny 033 03 606 99 Raha liana @ sangan'asanay hianao. Azonao atao ihany koa ny miditra mivantana MP.
⚠️Sahia isika hanapa-kevitra anio fa raisinay antanana ny fanatanterahana ny nofinofinao.




moderne

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay eto HAK Project. Ndao ary fa fotoana izao
16/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay eto HAK Project. Ndao ary fa fotoana izao

Address

Ambohimirary
Antananarivo
103

Telephone

+261345767969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAK Project posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HAK Project:

Shortcuts

Share