Plan trano

Plan trano Contact &WhatsApp : 0340167229

Id trano https://www.facebook.com/id.trano
INGÉNIERIE & DESIGN
Ingénieur en bâtiment spécialisé dans la conception, les études techniques, le suivi et le contrôle des travaux, la vérification et la réalisation des ouvrages.

Repost kely ☺️
17/11/2025

Repost kely ☺️

Ireto avy ny taratasy ilaina amin'ny fikarakarana ny fangatahana alalana hanorina na permis de construire

SALAMA EH 🖐Averitsika kely ity hoan'izay tsy nahita ah, dia ho alefantsika amin'izay ny tapany faharoa
26/08/2025

SALAMA EH 🖐
Averitsika kely ity hoan'izay tsy nahita ah, dia ho alefantsika amin'izay ny tapany faharoa

Un aperçu d'une de nos conceptions 🥰
19/08/2025

Un aperçu d'une de nos conceptions 🥰

SALAMA EH  🤚IREO DINGANA ARAHINA RAHA IVIDY TANY NY  OLONA IRAY (vente  en totalité ) ilay tany manontolo*Dingana 1 : Te...
18/08/2025

SALAMA EH 🤚
IREO DINGANA ARAHINA RAHA IVIDY TANY NY OLONA IRAY (vente en totalité ) ilay tany manontolo
*Dingana 1 : Tena Ilaina ny fijerevana ifotony ilay tany hovidiana
*Dingana 2 : Hanontaniana ny olona mipetraka aminy manodidina ilay tany raha sanatria ka misy ady tany
*Dingana 3 : ireto avy ny homanin'ilay mpivarotra alohany handehanana hanao "acte de vente" :
- Cerificat juridique (latsakin'ny 3 volana) isany 2 ( alaina eny @ sampandraharahan'ny fananantany
- dika mitovy ny karapanondro ny mpivarotra sy ny mpividy hamarinin'ny kaominina( latsakin'ny 3 volana) isany 2
-ny sarintany ( plan topographique ) isany 5 ny iray asiana " coordonnée)
-ny fanamarinam-ponenan'ny mpivarotra sy mpividy ( latsakin'ny 3 volana) isany 2
- Ny taratasy fiantohana soniavin'ny mpivarotra sy mpividy) legalisé en forme foncier isany 2
- taratasy fangatahana ataony mpividy hamadihana azy ilay boky tany "legalisé" soniavin'ny mpividy ihany isany 2
- ny "Autorisation de transaction" alaina ao @ Amenagement de territoire
-ny duplicata titre
Dingana 4 : misafidy ny hanaovana ny acte " acte sous seing privé, na acte authentique na acte notariat"
Dingana 5 : mila tonga eo daholo ny mpivarotra sy ny mpividy @ fotoana hanaovana ny acte" sinon procuration ...............................................................................
Source: page fb UCSRF

SALAMA EH 🙂🖐Ireo dingana atao  alohany anombohana ny fototra trano:𝑇̲𝐴̲𝑃̲𝐴̲𝑁̲𝑌̲ ̲𝑉̲𝑂̲𝐴̲𝐿̲𝑂̲𝐻̲𝐴̲𝑁̲𝑌̲1- Etude du solIlaina...
16/08/2025

SALAMA EH 🙂🖐
Ireo dingana atao alohany anombohana ny fototra trano:

𝑇̲𝐴̲𝑃̲𝐴̲𝑁̲𝑌̲ ̲𝑉̲𝑂̲𝐴̲𝐿̲𝑂̲𝐻̲𝐴̲𝑁̲𝑌̲
1- Etude du sol
Ilaina ny fandinihana ny tany asiana ny fanorenana na « étude du sol » satria misy karazany maro ny tany
Amin’ny alalan’io “étude du sol” io no ahafahana misafidy ny fototra ho atao (fototra marivo, fototra lalina, sns)
𝗥𝗮𝗵𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗱𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗿𝗮𝘁𝘀𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘆: 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗶𝘁𝗼𝗻𝗴𝗶𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻𝗮𝗼 𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗿𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗮𝗼 ( 𝗳𝗶𝘀𝘀𝘂𝗿𝗲𝘀 𝗼𝘂 𝗮𝗳𝗳𝗮𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁𝘀)

2- Débroussaillage et nettoyage
-Fanesorana ireo zavamaniry eo amin’ilay tany anorenana: bozaka, hazo sy faka-kazo, sns… izay mety anelingemlina amin’ny fanorenana.

3- Decapage ou Décaissement de la terre végétale (fanesorana ny tany ambony)
Fanesorana ny sosona voalohany amin'ny tany amin'ny alalin’ny 30 na 40 cm eo satria iny “ première couche” iny dia manankarena zavatra organika izay tsy tsara amin’ny fanorenana.
Tsy voatery ariana iny tany iny fa afaka ampiasainao anamboarana zaridaina izy iny rehefa vita ny trano.

Ho alefanay manaraka ao amin'ny TAPANY FAHAROA, ny resaka “implantation”
Aza adinoina ny manaraka hatrany ny pejy sy mizara fa mety ahasoa ny hafa.
MIRARY NY SOA SY NY TSARA HO ANAO HATRANY 🙏

Ho anareo maniry ny hanangana ꧁╭⊱𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔 𝗕𝗔𝗦𝗦𝗘⊱╮꧂ary eh, manomboka amin’ny:👉👉50 000 Ar ny manao plan d'architecture 2D vil...
14/08/2025

Ho anareo maniry ny hanangana ꧁╭⊱𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔 𝗕𝗔𝗦𝗦𝗘⊱╮꧂ary eh, manomboka amin’ny:
👉👉50 000 Ar ny manao plan d'architecture 2D villa basse: ilay hoentina angatahina permis de construire
👉👉50 000 Ar ny manao devis gros œuvre/villa basse

Mankasitra ireo izay efa nametraka fitokisana taminay. Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anareo izahay.🙏🙏
Tel: 034 01 672 29 na mandefa MP avy hatrany.

14/08/2025

Andao atombotsika amin'ny VILLA BASSE ary ny tolotratsika eh. Amin'ny 11ora alefanay eto oe inona ilay izy😊😉 Aza miala lavitra

𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐨𝐡!!! 😊😊Ela ela tsy tazana teto amin'ny tambazotra izahay noho ny iraka sy adidy izay nat...
11/08/2025

𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐨𝐡!!! 😊😊
Ela ela tsy tazana teto amin'ny tambazotra izahay noho ny iraka sy adidy izay natao tany amin'ny faritra ka dia hialana tsiny betsaka hoan'ireo izay nitady sy te hifandray aminay.
Efa tafaverina eto an-toerana indray izahay ka dia faly mandray anareo rehetra izay mikasa sy manana vinavina hanorona trano.

👉👉 𝔸𝕫𝕒 𝕒𝕕𝕚𝕟𝕠 𝕟𝕪 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕣𝕒𝕜𝕒 𝕙𝕒𝕥𝕣𝕒𝕟𝕪 𝕟𝕪 𝕡𝕖𝕛𝕪 𝕗𝕒 𝕞𝕚𝕤𝕪 𝕥𝕠𝕝𝕠𝕥𝕣𝕒 𝕧𝕒𝕠𝕧𝕒𝕠 𝕓𝕖 𝕟𝕠𝕞𝕒𝕟𝕚𝕟𝕒𝕪 𝕙𝕠𝕒𝕟𝕒𝕣𝕖𝕠. 👈👈

❤️
13/01/2023

❤️

Hevitra mety kosa ity an! Régime sy auto-discipline vita hoazy 🤗Afaka ataonay ny conception fanaovana ny plan @ sarany m...
10/11/2022

Hevitra mety kosa ity an! Régime sy auto-discipline vita hoazy 🤗
Afaka ataonay ny conception fanaovana ny plan @ sarany mirary hatrany 😍 nefa manaraka norme tsara 👌

📌 Mety hanontany tena ianao hoe fa maninona no kely be io varavarana io?

Varavarana monastera any Alcobarça, Portugal🇵🇹 izy io. 2 metatra ny haavony ary 32 cm ny sakany.
Varavarana fidirana ao amin'ny trano fisakafoanan'ireo moine izy io, mba hitazomana azy ireo ho kelikely fa tsy botabe. Misy manko ireo moine tenda-kanina ka rehefa ngeza loatra dia tsy tafiditra misakafo ao hany ka voatery tsy maintsy manena vatana.
Ny varavaran'ireny olona te hanena vatana ireny tokony atao ohatr'izao amin'izay tsy tafiditra misakafo ao an-trano rehefa ngeza loatra 😁

Address

Antananarivo

Telephone

+261343457396

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plan trano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Plan trano:

Share