HR Construct

HR Construct Votre maison, conรงue sur mesure pour vous

๐—ฉ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฐ ๐—ฆ๐—ผ๐˜‚๐˜€-๐˜€๐—ผ๐—น โœจAvo kokoa noho ny lalana ny haavonโ€™ny tany, ka sarotra ny mampiditra fiara eny an-tokontany. Rehefa...
28/09/2026

๐—ฉ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฐ ๐—ฆ๐—ผ๐˜‚๐˜€-๐˜€๐—ผ๐—น โœจ
Avo kokoa noho ny lalana ny haavonโ€™ny tany, ka sarotra ny mampiditra fiara eny an-tokontany. Rehefa natao ny fandinihana rehetra, dia ny ยซ Sous-sol ยป no vahaolana mety indrindra.

Jereo an-tsary anie ny fomba namoronanay azy eee ๐Ÿ‘‡

๐Ÿ‘‰ Raha manana tetikasa ianao, vonona ny hanampy anao hatrany izahay :

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara

23/09/2026

๐—˜๐—ป๐˜† ๐—œ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ ๐—ถ๐˜๐˜†. ๐Ÿ—๏ธ

Anehoanay aminao ny maha-zava-dehibe ny fiomร nana alohanโ€™ny hanorenana.

Izay miantoka tetikasa :
โœ… ๐— ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
โœ… ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ
โœ… ๐— ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ

๐Ÿ‘‰Vonona ny hanampy anao hatrany izahay :

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara

09/09/2026

๐—ก๐—ผ๐—ณ๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ...โœจ

Fiomร nana ihany no antoky ny tetikasa lavorary.
Ary ilay anao rahoviana?โ˜บ๏ธ

๐Ÿ‘‰Vonona ny hanampy anao hatrany izahay :

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara

๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฒ..?๐Ÿ’ก๐Ÿ‘‰Misy dingana tokony arahina alohan'ny hanorenana mba ho ara-dalร na ny tetikasanao.๐Ÿ‘‡Ireto ny tsara ho fa...
07/09/2026

๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฒ..?๐Ÿ’ก

๐Ÿ‘‰Misy dingana tokony arahina alohan'ny hanorenana mba ho ara-dalร na ny tetikasanao.

๐Ÿ‘‡Ireto ny tsara ho fantatra raha manana tetikasa eto Antananarivo ville ianao :

โ˜‘๏ธPermis de Construire
โ˜‘๏ธPermis de Construire Surรฉlรฉvation
โ˜‘๏ธPermis de Lotir

Source : CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo

03/09/2026

โœจ๐—˜๐˜ ๐˜€๐—ถ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฒฬ‚๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐˜ ๐—ฒ๐—ป๐—ณ๐—ถ๐—ป ๐—ฟ๐—ฒฬ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ?โœจ
๐—ก๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐—ฎ๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐˜€ ๐—ฎฬ€ ๐—น๐˜‚๐—ถ ๐—ฑ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฟ ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฒ.

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Nous prenons en charge tous vos projets, partout ร  Madagascar

๐ŸŒŠ ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก-๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ข ๐—กร‰๐—ฃ๐—”๐—ŸRaha nirodana avokoa ny trano manodidina, ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ. ๐Ÿ˜ฎAry ny t...
29/08/2026

๐ŸŒŠ ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก-๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ข ๐—กร‰๐—ฃ๐—”๐—Ÿ

Raha nirodana avokoa ny trano manodidina, ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ. ๐Ÿ˜ฎ

Ary ny tena mahavariana: ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป๐˜†. ๐Ÿ™

Raha ny hevitrao, ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐˜†?

โ˜‘๏ธ ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—œ๐—ป๐—ดรฉ๐—ป๐—ถ๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ฎ๐—น๐—ฐ๐˜‚๐—น ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป?

โ˜‘๏ธ ๐— ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ?

โ˜‘๏ธ ๐—ฆ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป๐˜†? ๐Ÿค”

๐Ÿ‘‡ ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ข ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ ๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—˜๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ข!

29/08/2026

๐—ฉ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฒฬ‚๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ต๐—ฒ๐˜‡ ๐—›๐—ฅ ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜๐—ฟ๐˜‚๐—ฐ๐˜...โœจ

Ligne par ligne, รฉlรฉment par รฉlรฉment, chaque dรฉtail est pensรฉ, รฉtudiรฉ et conรงu avec soin.

Parce quโ€™une maison nโ€™est pas seulement un assemblage de murs et de bรฉton. Cโ€™est un rรชve, une vision, un futur que vous imaginez pour vous et votre famille.โค๏ธ

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Nous prenons en charge tous vos projets, partout ร  Madagascar

27/08/2026

Tetikasa iray nomanina sy novolavolainay feno ity, ary izao no vokatra azo.

Satria rehefa tsara fiomร nana ny tetikasanao dia lavorary tahaka izao.โœจ

Ahoana ny fahitanao azy? ๐Ÿ˜Š

Raha maniry hanorina trano tsara ianao, mifanaraka amin'ny filanao, manasa hanao hifandray aminay :

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara

๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—›๐—”๐—™๐—” ๐—ž๐—ข๐—ž๐—ข๐—”...โœจRehefa niresaka taminay Izy mivady dia nizara ny filany ka nilaza fa tsy tia loatra ilay trano "Cubi...
20/08/2026

๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—›๐—”๐—™๐—” ๐—ž๐—ข๐—ž๐—ข๐—”...โœจ

Rehefa niresaka taminay Izy mivady dia nizara ny filany ka nilaza fa tsy tia loatra ilay trano "Cubique". Endrika tsotra, mihaja sy maharitra jerena no tian'izy ireo ka izao no vokatra.

Sarotra ihany koa ny tanin'izy ireo ka naseho azy ny Amรฉnagement extรฉrieur tsara indrindra mety amin'ilay tany.

Ahoana ny fahitanao azy?

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara. Voir moins

๐Ÿก Villa no matetika hitanareo ato amin'ny pejinay, saingy mandray sy mamolavola karazana tetikasa rehetra izahay.โœจ Tamin...
01/08/2026

๐Ÿก Villa no matetika hitanareo ato amin'ny pejinay, saingy mandray sy mamolavola karazana tetikasa rehetra izahay.

โœจ Tamin'ity indray mitoraka ity dia ๐—ฃ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—น๐—น๐—ผ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฅ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป no noforoninay: toerana fandraisana sy fanaovana lanonana no ao amin'ny rihana ambany, ary fonenana kosa no ao amin'ny rihana ambony.

๐Ÿ‘€ Jereo ange ny endriny e! Ahoana ny hevitrareo?

โœ… Plans techniques & Modรฉlisation 3D
โœ… Devis Quantitatif et Estimatif
โœ… Amรฉnagement extรฉrieur & intรฉrieur
โœ… ร‰tude structurelle & Ingรฉnierie

โœจDingana maro no itondrana ny tetikasanao, miantoka ny fahafaham-ponao sy ny kalitaonโ€™asa ambony indrindra, ary natao ho takatry ny rehetra.

๐Ÿ“ฉ Tsindrio ny " ๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐˜‚๐—ป ๐—บ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ " etsy ambany ary lazao anay ny mahakasika ilay trano tianao, fa manana ny vahaolana rehetra izahay, natao hifanaraka amin'ny filanao.

๐Ÿ“ž 0343694969 (Appel, WhatsApp)
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“ Mandray tetikasa manerana anโ€™i Madagasikara.

Address

Antananarivo

Telephone

+261343694969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HR Construct posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HR Construct:

Shortcuts

Share