Frigocool Mada

Frigocool Mada ❄️SPECIALISTE FROID❄️
Installation, Entretien et Réparation
(Clim, frigo, chambre froide, etc...)

15/10/2025

Ny mampalaelo ahy dia ity…

Nangataka fifonana ianareo, nangataka filaminana sy fifampiresahana ianareo tamin’ny Tafika Malagasy. Milay zany… fa atramin’izao anie ianareo Tsy mbola nisy réaction ho an’ireo vahoaka Malagasy eh.

•Nisy olona maty anie tao noho ianareo eh, namela kamboty eh.
•Misy olona anie ao mbola Any amin’ny hôpital atramin’izao eh.
•misy olona anie ao ho traumatisme mandrakizay amin’ny izay nataonareo…

Fa Tsy mbola hita ianareo atreto ho an’ireo vahoaka Tsy nangataka an’Izany ireo. Mendrika geste ireo, Mendrika jerena ireo. Tsy angataka intsony aho hoe vonoy Rakoto na ilaiko rabe fa Ndana Jereo ireo olona ireo raha nahatsapa fa diso marina. Raha nahatsapa fa nisy Tsy nety marina nataonareo.

Ianareo gendarme io resahako io. A partager max svp

Ato ihany zahay fa variana miasa an! 😄Mahafinaritra ery ny mankafy zavatra vita 🥰Irariana mba ho afa-po hatrany ianareo ...
05/05/2025

Ato ihany zahay fa variana miasa an! 😄
Mahafinaritra ery ny mankafy zavatra vita 🥰
Irariana mba ho afa-po hatrany ianareo 🤗
Reo ndray ary ny santionany e 😉

Mbola eto hatrany ny Frigocool, Vonona hiasa ho anao @ zao ankatoky ny fety zao 😉
08/12/2024

Mbola eto hatrany ny Frigocool,
Vonona hiasa ho anao @ zao ankatoky ny fety zao 😉

📣 Aiza daholo ry namana a! 🤩
Eto hatrany izahay, vonona ny hiasa sy hanome fahafahampo ho anao 🤗
☑️ Ela nananana traikefa 😊
☑️ Matotra tsara @ fomba fiasa 👌
☑️ Afaka manatona n'aiza n'aiza misy anao 😃
☑️ Karama mirary nefa mbola misy garantie!!! 😜
Aza misalasala mandefa MP na miantso avy hatrany ny 034 74 740 05
"FRIGOCOOL, toujours cool" 🥰

salama daholo tompoko gaz R410A fa no transvaser tamin'ny bouteille 404 io efa no tirena a vide tsara plein reo amidy mo...
26/10/2024

salama daholo tompoko gaz R410A fa no transvaser tamin'ny bouteille 404 io efa no tirena a vide tsara plein reo amidy mora be mihintsy zay liana tsara raha miantso fa ratsy réseau dia ts dia miconnecte 0347474005 ts misy atahorana fa efa maro no nahazo fahafahampo t@nay dia mankasitraka an tsika ary oo

climatiseur gree mbola vaovao be amidy sous carton 1M700ar maika be fa aza tara tena mora be mihintsy !!!!!
08/10/2024

climatiseur gree mbola vaovao be amidy sous carton 1M700ar maika be fa aza tara tena mora be mihintsy !!!!!

salama daholo ee zany indray ny moteur matanjaka be  1/4 cv mety am congelateur ,frigo double porte (tsora,no frost) vit...
27/09/2024

salama daholo ee zany indray ny moteur matanjaka be 1/4 cv mety am congelateur ,frigo double porte (tsora,no frost) vitré,americain sns mandalo ihany ny tsara ka aza varina a sady mora tonga dia miantso 0347474005

17/09/2024
Salama daholo oo efa ho avy ny hafanana be ndao  hamboarina ny climatiseur,frigo,congelateur tsika ary e ny frigocool ma...
17/09/2024

Salama daholo oo efa ho avy ny hafanana be ndao hamboarina ny climatiseur,frigo,congelateur tsika ary e ny frigocool mada dia vonona ny hanome anareo ny fahafahampo ho anareo hatrany mirary ny tontolo andro sambatra ho antsika rehetra ee

Salama avokoa ooo mbola mitohy foana ny asa ntsika eto am frigocool mada ka manasa antsika foana hanantona anay fa vonon...
02/08/2024

Salama avokoa ooo mbola mitohy foana ny asa ntsika eto am frigocool mada ka manasa antsika foana hanantona anay fa vonona ny hanome fahafaham po anareo hatrany izahay dia misaotra hatrany hoan reo marobe izay mbola mahatoky anay mankasitraka foana ee mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ary eee

Ito ndray ary ny manaraka e 🤩💥 Frigo occasion amidy mora 💥✅Marque HITACHI✅135l✅Avec clé + accessoires complets ✅Opératio...
06/06/2024

Ito ndray ary ny manaraka e 🤩
💥 Frigo occasion amidy mora 💥
✅Marque HITACHI
✅135l
✅Avec clé + accessoires complets
✅Opérationnel
Afaka miantso ny 034 74 740 05 na mandefa MP zay liana.
🩵🩵🩵

Allo allo 📣Amidy maika! Pour frigo ou congélateur:Moteur 1/3 ou 245W 1,11AMandeha tsara!Prix fixe: 100 000 Ar
11/05/2024

Allo allo 📣
Amidy maika! Pour frigo ou congélateur:
Moteur 1/3 ou 245W 1,11A
Mandeha tsara!
Prix fixe: 100 000 Ar

Salama daholo oo ts Matotra le saika Haka azy ze Mbola intéressé ooo Mbola ato izy
02/05/2024

Salama daholo oo ts Matotra le saika Haka azy ze Mbola intéressé ooo Mbola ato izy

Address

Itaosy Antananarivo
Antananarivo
102

Telephone

+261347474005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frigocool Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Frigocool Mada:

Share