Fast MDG Service

Fast MDG Service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fast MDG Service, Contractor, Betavoangy ITAOSY, Antananarivo.

✅ Service de livraison mahafa-pasahiranana tanteraka ho antsika mpanao vente en ligne.✅ Plus de 150 partenaires et 45.00...
15/04/2025

✅ Service de livraison mahafa-pasahiranana tanteraka ho antsika mpanao vente en ligne.
✅ Plus de 150 partenaires et 45.000 Colis livrés depuis 2 ans déjà 💯
✅ Frais à partir 3.000 Ar centre ville
✅ Récupération colis any amin'izay misy anao

⚡ Bureau Itaosy près de SMMEC et Route vers Sinibendrano Itaosy Cité
⚡ MP pour plus de détails
⚡ Contact 0386126850


Izahay dia mitady livreur !Conditions :🚴 Lehilahy 18taona no mihaotra🚴 Efa nanao ny asana "Livreur" mahalala tsara ny ta...
06/09/2024

Izahay dia mitady livreur !

Conditions :
🚴 Lehilahy 18taona no mihaotra
🚴 Efa nanao ny asana "Livreur" mahalala tsara ny tananan'Antananarivo
🚴 Olona atokisana sy azo hitokisana
🎓 Manana diplôme BEPC no mihoatra
🚴 MANANA BICYCLETTE ❌
❌ MIPETRAKA ety ITAOSY❌

👉Ny asa dia manatitra entana sy mandefa colis
✅ Hiantohana ny: crédit, réparation, fa kosa tsy miantoka sakafo
✅ Salaire de base + prime

Raha mahaliana anao dia midira MP 📩

🚨Miasa izahay demain 29 Mars 2024🚨Temps de récupération 7h à 10h du matin hatrany 🚲Mp pour plus d'informationsContact 03...
28/03/2024

🚨Miasa izahay demain 29 Mars 2024🚨
Temps de récupération 7h à 10h du matin hatrany 🚲
Mp pour plus d'informations

Contact 0386126850

🗣️Mpanao vente en ligne ianao??😃Aza misahirana intsony fa aleo aterinay ny articles anao amin'ny sarany 3.000 Ar monja A...
07/02/2024

🗣️Mpanao vente en ligne ianao??😃

Aza misahirana intsony fa aleo aterinay ny articles anao amin'ny sarany 3.000 Ar monja
Azo antoka tsara ary na firy na firy ny livraison anao le Jour J dia vitanay avokoa✅

Manasa anao hiditra MP mivantana amin'ny pejy amin'ny fanazavana fanampiny 🌟
Toerana Cité ITAOSY

Contact 0386126850

+10.000 Articles/colis livré 😱😱😱Mankasitraka an'ireo partenaire izay natoky anay hatrany amin'ny fanaterana ny entana 😃A...
07/02/2024

+10.000 Articles/colis livré 😱😱😱
Mankasitraka an'ireo partenaire izay natoky anay hatrany amin'ny fanaterana ny entana 😃

Aza miala alavitra fa ho avy ny offre vaovao 😉

19/05/2023

Ito ara ny valin'ny lalaontsika androany 🎁
Arahabaina Jejoch Jejoch nahazo ilay fisarihana androany 🎉🎉🎉
Manasa anao hamaly ny mp nalefanay aminao any tompoko🎁

Lalao manaraka amin'ny vendredi ho avy izao indray🤗
Araho hatrany ny pejintsika fa ho avy ihany koa ny offre vaovao 🚨

19/05/2023

Bonsoir daholo🤗
Tirage au sort dans un instant , ialana tsiny amin'ny fahatarana fa somary be asa kely androany😁

Oyé oyé 📢Rahariva amin'ny 7 Ora ny fisarihana fa noteo ehh🚨Mbola afaka mandray anjara alohan'ny fisarihana fa entano ny ...
19/05/2023

Oyé oyé 📢
Rahariva amin'ny 7 Ora ny fisarihana fa noteo ehh🚨
Mbola afaka mandray anjara alohan'ny fisarihana fa entano ny namana🗣️

Stay connected🚴

Ody ehh🚨MIASA IZAHAY RAHAMPITSO 17 Mai zao 🚴Fast MDG Service Écolo - Rapide - Sécurisé
17/05/2023

Ody ehh🚨

MIASA IZAHAY RAHAMPITSO 17 Mai zao 🚴

Fast MDG Service Écolo - Rapide - Sécurisé

Salama daholo ehhh😃🎁🎁🎁5 livraisons gratuite be zao kosa ve tsy ho "poinsevana" fa dia juste m-like de m-commente mitaona...
16/05/2023

Salama daholo ehhh😃

🎁🎁🎁5 livraisons gratuite be zao kosa ve tsy ho "poinsevana" fa dia juste m-like de m-commente mitaona namana 5 handray anjara ao amin'ny commentaire ary m-partarge publication fotsiny dia zay de gratosy ehhh🎁🎁🎁

Izay commentaire iray voasarika ka mahafeno ilay fepetra no mahazo ilay Lalao antsika izay sarihina ny vendredi 19 ho avy zao 😎

Ny sabotsy no hataonay "GRATOSY" ilay livraison 🎁
'aimeo

fa Sao mba ianao no hitsikian'ny vintana🤗

FastMDGService Écolo - Rapide - Sécurisé

"AIZA LETSY 'TY ???"Phrase mameno ny trano vao maraina😆😂Voanontany daholo hatramin'ny Dadanay sy ry Dadafara mpisôfera t...
21/04/2023

"AIZA LETSY 'TY ???"
Phrase mameno ny trano vao maraina😆😂

Voanontany daholo hatramin'ny Dadanay sy ry Dadafara mpisôfera taxi rehefa ilay repère tsy de faheno sy tsy faleha firy iny😆

Plus misy toerana vaovao plus vita malaky ny livraison amin'ny fandalovana amin'ny manaraka🚴💯

Livraison écolo, rapide et sécurisé ✔️
Contactez nous sur 038 61 268 50 ou bien directement sur MP

Salama daholo eh🌟🌟Efa +de 20 zao ianareo no "partenaire" nametraka fitokisana taminay amin'ny fanaterana ny entanareo en...
12/04/2023

Salama daholo eh🌟🌟

Efa +de 20 zao ianareo no "partenaire" nametraka fitokisana taminay amin'ny fanaterana ny entanareo eny anivon'ny mpanjifa tsirairay avy🤗

📌ARA-POTOANA - AZO ANTOKA TSARA - VITA DAHOLO NA FIRY NA FIRY ny "livraison" le jour-J📌

0 Ar hatrany ny frais de récupération ho an'ny ety ITAOSY sy ny manodidina❌

Ho avy ny offre vaovao fa aza miala lavitra ny pejy📌

Écolo - Rapide - Sécurisé ✔️

Address

Betavoangy ITAOSY
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261386126850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fast MDG Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fast MDG Service:

Share

Category