Plomb-Elec service

Plomb-Elec service NIF :.......
STAT......
SERVICES PROFESSIONNELS EN PLOMBERIE ET ELECTRICITÉ

Raha mila olona matihanina smin'ny installation na réparation chauffe eau solaire ianao dia aza misalasala miantso anay ...
30/09/2026

Raha mila olona matihanina smin'ny installation na réparation chauffe eau solaire ianao dia aza misalasala miantso anay
034 68 805 04

29/08/2026
 #0346880504    #0340490720 Mitady olona azo antoka hanao plomberie sy électricité ve ianao? Izahay no vahaolana: asa ma...
27/08/2026

#0346880504 #0340490720 Mitady olona azo antoka hanao plomberie sy électricité ve ianao? Izahay no vahaolana: asa madio, mateza ary vita ara-potoana.
• Ny tranonao sy ny orinasanao mendrika asa kalitao. Atokàny aminay ny plomberie sy électricité, fa ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehana.
• Tsy ny manao asa fotsiny no tanjonay, fa ny hanome fahafahampo sy faharetan’ny installation-nao.
• Raha mila service matihanina, haingana ary vidiny mirary ianao, antsoy izahay. Plomberie sy électricité vita tsara no antoky ny fahatokisana.
• Ny asa tsara tsy lafo foana. Manolotra kalitao sy prix mifanaraka amin’ny teti-bolanao izahay.
• Aza miandry olana vao miantso, aleo ny matihanina no mikarakara mialoha. Plomberie sy électricité azo antoka.
Entreprise individuels manana equipe compétant sy expérimenté avokoa , afaka miantso anay avy hatrany ianao raha mila torohevitra na hanao projet na ihany koa depanage dispo 7/7

́lectricien ̈que

 #0346880504    #0340490720 Mitady olona azo antoka hanao plomberie sy électricité ve ianao? Izahay no vahaolana: asa ma...
17/06/2026

#0346880504 #0340490720 Mitady olona azo antoka hanao plomberie sy électricité ve ianao? Izahay no vahaolana: asa madio, mateza ary vita ara-potoana.
• Ny tranonao sy ny orinasanao mendrika asa kalitao. Atokàny aminay ny plomberie sy électricité, fa ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehana.
• Tsy ny manao asa fotsiny no tanjonay, fa ny hanome fiadanam-po sy faharetan’ny installation-nao.
• Raha mila service matihanina, haingana ary vidiny mirary ianao, antsoy izahay. Plomberie sy électricité vita tsara no antoky ny fahatokisana.
• Ny asa tsara tsy lafo foana. Manolotra kalitao sy prix mifanaraka amin’ny teti-bolanao izahay.
• Aza miandry olana vao miantso, aleo ny matihanina no mikarakara mialoha. Plomberie sy électricité azo antoka.
Entreprise individuels manana equipe compétant sy expérimenté avokoa , afaka miantso anay avy hatrany ianao raha mila torohevitra na hanao projet na ihany koa depanage dispo 7/7

́lectricien ̈que

Miarahaba antsika rehatra efa tonga zao ny ririnina fotoana hikarakarana ny chauffe eau anao raha misy olana na vao hana...
16/06/2026

Miarahaba antsika rehatra efa tonga zao ny ririnina fotoana hikarakarana ny chauffe eau anao raha misy olana na vao hanao installation vaovao ...
☀️⚡ Aza mijaly amin’ny rano mangatsiaka intsony!
Apetraho ny chauffe-eau solaire na électrique, vahaolana maoderina ho an’ny fampiasana rano mafana
🔧 Installation propre sy professionnelle
💧 Rano mafana 24/24
📍 Asa azo antoka, vita tsara.
Antsoy avy hatrany ary ny laharana 034 68 805 04 na ny 034 04 907 20

̈que ́lectricien

Salama daholo isika rehatra : betsaka isika no mitaraina amin'ny fahasimbana vetivety amin'ny pompe imerger, izahay ato ...
15/06/2026

Salama daholo isika rehatra : betsaka isika no mitaraina amin'ny fahasimbana vetivety amin'ny pompe imerger, izahay ato amin'ny Plomb-Elec service dia manana vahaolana maharitra ho anao mahakasika izay
Mety ho fahadisoana amin'ny karazana pompe ho ampiasaina ,na installation tsy manaraka ny norme na ihany koa vokatry ny heri'aratra miovaova ... Koa raha tinao no hanana installation pompe immergée sy ny surpresseur tsara dia aza misalasala miantso anay amin'ny 034 68 805 04 na ny 34 04 907 20

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261321425810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plomb-Elec service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Plomb-Elec service:

Shortcuts

Share