04/11/2022
Ampifaliana no ahafahako mifampizara aminareo rehetra misehatra amin'ny asa fanorenana sy asa vaventy (BTP) Sy ianareo rehetra efa manangana na maniry ny hanorina trano ny ny manodidina azy ato amin'ity pejy nosokafako ity mba ahafahana manatsara ity sehatra ity ka manasa anareo hanaraka hatrany ny pejy