TRANO MORA

TRANO MORA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TRANO MORA, Construction Company, Antananarivo.

Salama tompoko 🙏@ izao taona vaovao izao dia ra maniry ny hanatsara na hanova Kely ianao Dia vonona hanampy anao izahay ...
03/01/2026

Salama tompoko 🙏
@ izao taona vaovao izao dia
ra maniry ny hanatsara na hanova Kely ianao Dia vonona hanampy anao izahay 🙏

* Manatsara
* Manova
* Manao piscine
* Carreau
* Mandoko trano sns....

👉Miantso AVY hatrany tompoko azafady 🙏
☎️+261343324072
☎️0332165221

Azo hifampiresahina tsara ary tsy lafo karama
Miasa tsara ho anao izahay eto amin'ny TRANO MORA

Ireto ny sary sationany amin'ny asanay tompoko,
N.B : Tsy manera trano sy tsy mivarotra trano izahay fa manangana sy manatsara 🏘️
Mankasitraka Tompoko dia mirary soa ho anao anatin'ny fanorenana sy ho an'ny taona vaovao 🙏

Salama eeeeh 🥰Manimanitra fety IZY zany 👯💃🎄Ho anao te hiova Kely @ arbre de Noël dia mandray commande manja Kely otrizao...
11/11/2025

Salama eeeeh 🥰
Manimanitra fety IZY zany 👯💃🎄
Ho anao te hiova Kely @ arbre de Noël
dia mandray commande manja Kely otrizao zahay 🥰
afaka ampirimina rehefa vita ny fety ( démontable)
afaka Tonga dia miaraka @ jirojiro
afaka atao tsotra dia ianao no manisy jiro azy 🥰
☎️+261385209205

Mandray commande fanaka vita @ palette zahay Aza misalasala miditra mp na miantso +261385209205
22/01/2025

Mandray commande fanaka vita @ palette zahay
Aza misalasala miditra mp na miantso
+261385209205

🥴
19/09/2024

🥴

😱😱 Maka sary avy ao anaty tranony any Florida, Etazonia ny lehilahy iray 🇺🇸Izay tsara homana tsy tampohin`ny loza 🥰
26/07/2024

😱😱 Maka sary avy ao anaty tranony any Florida, Etazonia ny lehilahy iray 🇺🇸
Izay tsara homana tsy tampohin`ny loza 🥰

Salle de bain de rêve 🌤️
01/04/2024

Salle de bain de rêve 🌤️

👶😘🥰♥️♥️Idée Crèche ♥️👶👶👶🥰♥️♥️
17/03/2024

👶😘🥰♥️♥️Idée Crèche ♥️👶👶👶🥰♥️♥️

19/02/2024

Ny Malagasy rehefa manao trano …

Mba handray anjara amin’ny « trend » mifandraika amin’ny resaka fanaovana trano amin’ny maha Malagasy hoe isika.

Malagasy isika dia manaraka fombafomba alohan’ny manao trano sy rehefa mahavita trano. Ndao resahana. (Fizarana fotsiny izy ity, tsy misy hoe fanerena anao hino sy hanaraka)

1️⃣ Ny Malagasy rehefa manao trano dia ny biriky no ampidirina alohan’ny vato. Ny antony « hono » dia satria rehefa manao fasana no mampiditra vato mialoha. (Izany hoe lasa andro-pasana na hoe andro-pahoriana hono no entin’ilay trano raha ny vato no ampidirina aloha. Misy milaza koa hoe lasa mafy andro toy ny vato ilay trano.)

2️⃣ Ny Malagasy rehefa manao trano dia manao ny atao hoe vaky tany hisantarana ny ady fototra. Misy hoe ny velon-draiamandreny no miady ilay tany voalohany. Omena toaka kely ireo hiady fototra amin’izany. Misy hoe tsy amin’ny midim-bolana sy maizim-bolana no misantatra ny asa fanamboarana.

3️⃣ Ny Malagasy rehefa manao trano dia misy zavatra atao ao amin’ny zoro-trano alohan’ny hametrahana ireo vato fototra. Misy hoe asiana ronono sy tantely ny fototra… Inona koa ny fantatrao hafa?

4️⃣Ny Malagasy rehefa manao trano dia Rehefa mipetaka ny hazo tafo dia mananga-tsaina. (Inona moa ny tena fanazavana azy ity raha misy mahay?)

5️⃣Ny Malagasy rehefa mahavita trano dia Manao fety be amin’ny fitokanana ary mihinana vary amin-dronono tondrahan-tantely rehefa vao mifindra iny.

Inona koa ny mbola tsy voalaza ? Ahoana ny hevitrao amin’ireo voalaza ireo? Nisy efa nisedra olana ve hoe tsy nahavita fomba dia namerina nanao fomba …?

Ny hevitray manokana : Misy fomba tsy hinoana fa raha tsy mahafaty antoka ny manaraka azy dia aleo arahina ihany.

Bonjour Efa ho avy indray ny ririnina Fotoam-pahavaratra izao 🥺Afaka manao cheminée na fatana tsara kely otrizao izahay ...
08/02/2024

Bonjour
Efa ho avy indray ny ririnina
Fotoam-pahavaratra izao 🥺
Afaka manao cheminée na fatana tsara kely otrizao izahay
Na ao an-trano na ivelany 🥰
+261385209205

2024.... 🙏🙏🙏🙏
05/02/2024

2024.... 🙏🙏🙏🙏

Amen 🙏

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRANO MORA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share