M-BTP M-BTP ENTREPRISE





d'architecture


CONTACT: 0374652432

25/09/2026
Ireto misy model villa basse maromaro
24/09/2026

Ireto misy model villa basse maromaro

Chantier Betsizaraina tsy maiko nefa tsy tara ,mandroso tsar ny asa🏗🧱
22/09/2026

Chantier Betsizaraina tsy maiko nefa tsy tara ,mandroso tsar ny asa🏗🧱

Ireto misy model Villa R+1
20/09/2026

Ireto misy model Villa R+1

🏠 TE HANAN-TRANO MODERINA SY MAHAFINARITRA VE IANAO?✨ MAISON CLÉ EN MAIN – 9 m × 10 m✅ 3 chambres✅ Cuisine✅ Séjour malal...
18/09/2026

🏠 TE HANAN-TRANO MODERINA SY MAHAFINARITRA VE IANAO?

✨ MAISON CLÉ EN MAIN – 9 m × 10 m
✅ 3 chambres
✅ Cuisine
✅ Séjour malalaka
✅ SDB
✅ Étude & conception
✅ Gros œuvre sy finition
✅ Suivi de chantier hatramin’ny livraison

💰 À PARTIR DE 120 000 000 Ar
👉 M-BTP no miandraikitra ny tetikasa manomboka amin’ny conception ka hatramin’ny réalisation.

📍 Ivato Total
📞 034 81 601 95
📲 WhatsApp : 037 46 524 32

Aza miandry ela vao hanomboka hanorina ny trano nofinofinao. 🏡
👉 Antsoy na WhatsApp M-BTP dieny izao raha mila devis sy fanazavana.

kely sisa dia anomanana dalle ny ao Antsambilo ivato
16/09/2026

kely sisa dia anomanana dalle ny ao Antsambilo ivato

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Raveloson Veronique Randianina, Alain Hubert, Miaro Tia, Bertho Ravintsara, Hanta Randresiarison, Princy Zatomana, Tsilavina Manuëla, Raharimisandratra Njaka Tiana, Melinà Annie, Francois D'assise, Fitia Nekena, Vakialy Föföãrivö, Dieu Miaro Razakarison, Fe'tra Andrian, Raherinirina Vola, Eli Romain Randrianiaina, Amedehh Tiavina, Ezekia Hne Noelson, Theophile Enselme, Juliannah Marie, Lanja Nicolas, Cedman Badman, Sitraka Andrianiaina, Ricka Fanomezana, Maman Cello, Åndręs Randriamarolisy, Rossel Fanambinana, Edio Sv, Lanjafitiavana Fehizoro, Rah Lahatra, Andronic Lowan Ando

🏡 TRANO MODERINA T4 – VITA VONONA (CLÉ EN MAIN) 100 000 000 ArMitady trano moderina, tsara endrika ary mahazo aina ho an...
09/09/2026

🏡 TRANO MODERINA T4 – VITA VONONA (CLÉ EN MAIN) 100 000 000 Ar

Mitady trano moderina, tsara endrika ary mahazo aina ho an’ny fianakavianao ve ianao? 🏠✨

Ity modely T4 ity dia manana 105 m², ary natao ho trano mora ampiasaina sy mahazo aina.

✅ Efitra fatoriana 2, ka ny iray lehibe miaraka amin’ny do**he manokana
✅ Salon malalaka mifandray amin’ny cuisine américaine
✅ Cuisine moderne
✅ Salle de bain 1 + WC misaraka
✅ Garage ho an’ny fiara 1
✅ Porche fidirana
✅ Endrika ivelany moderina sy kanto
📐 Refy: 12,50 m × 9,50 m
🌿 Tany atolotra: manomboka amin’ny 300 m²
💰 Vidiny: 100 000 000 Ar – CLÉ EN MAIN

📞 Antsoy : 034 81 601 95
📲 WhatsApp : 037 46 524 32
📍 Ivato Total

🏗️ MODERN BTP CONSTRUCTION
Étude – Conception – Réalisation

👉 Ny trano nofinofinao, izahay no manatanteraka azy. 🏡🔑

Pour vos projet faites nous confiance.Contact :034 81 601 95/037 46 524 32
06/09/2026

Pour vos projet faites nous confiance.
Contact :034 81 601 95/037 46 524 32

Address

Alakamisy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M-BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share