29/07/2025
Chers abonnés,
➡️ A partir du 28 juillet, de nouvelles chaînes seront disponibles dans votre bouquet Canal+. Nous vous invitons à suivre les étapes suivantes pour mettre à jour votre décodeur afin d’en profiter pleinement.
➡️ Ry mpanjifa hajaina, hisy chaînes vaovao hiditra ao amin’ny bouquet CANAL+ manomboka ny 28 jolay hoavy izao. Ahafahanao misitraka izany dia manasa anao hanaraka ireto toromarika ireto ho fanavaozana ny “decodeur” anao.