Express Delivery Madagascar

Express Delivery Madagascar Service de Colisage Rue Maréchal Foch, face Hotel des Thermes Antsirabe

10/12/2025

💥 Ouverture Annexe en centre ville : BEHORIRIKA

Service de colisage et de Déménagement

☎️Contact

Tana: 0321190627 - 0388993869
Antsirabe : 0321190710 - 0321190777

📞 Réclamation 0321190539

- de 15kg : moto (Tarif ci-dessous)
+ de 15kg: en fourgon/sur devis

⚠️ Tsy miantoka ny entana omena ny mpamily antsosoko ny orinasa. Takio ny rosianao

Livraison dispo ao Tana sy Antsirabe


05/12/2025

Aza miady varotra intsony re tompoko !

Service de colisage et de Déménagement  Livraison dispo ao Tana sy Antsirabe ☎️ContactTana: 0321190627 - 0388993869Antsi...
25/10/2025

Service de colisage et de Déménagement

Livraison dispo ao Tana sy Antsirabe

☎️Contact

Tana: 0321190627 - 0388993869
Antsirabe : 0321190710 - 0321190777

📞 Réclamation 0321190539

- de 15kg : moto (Tarif ci-dessous)
+ de 15kg: en fourgon/sur devis

⚠️ Tsy miantoka ny entana omena ny mpamily antsosoko ny orinasa. Takio ny rosianao


15/11/2023

Organisation astreinte SoatransPlus 15/11/23

▶️ Misokatra manomboka @ 6h00 maraina ny biraontsika rahampitso ary mandeha avokoa ireo fiara rehetra miainga manomboka ny @ 2 ora maraina arakaraka ny zotra

▶️ Ny Tana - Antsirabe - Tana hatreto dia @ 4 ora ny fiaingana farany.

▶️ Ny service colis Tana Antsirabe dia misokatra manomboka ny @ 8 ora maraina ka hatramin'ny 4 ora hariva (8h à 16h).
⚠️ @ 2 ora (14h) ihany no misy fourgon mpitondra colis miainga Tana - Antsirabe - Tana rahampitso ka iangaviana isika mba ho mailo raha misy colis urgent na mora simba.

▶️ Ny colis national dia mandeha @ ora mahazatra ihany.

🔥 Manasa anareo mpanjifa izahay ny hanao Famandrian-toerana na réservation dieny izao.

☎️ 0321190500 | 07 | 08


TSY KELY LALANA NY RATSY.Ho antsika mividy entana "vente en ligne", mitandrema tsara fa miseho @ endriny maro ny fisolok...
10/09/2023

TSY KELY LALANA NY RATSY.

Ho antsika mividy entana "vente en ligne", mitandrema tsara fa miseho @ endriny maro ny fisolokiana

▶️ Ireto dia faux reçu avokoa ary vitan'ny mpisoloky tsara mitovy @ original
▶️ Ohatra: piano synthétiseur no nafarina, vata-kazo na planche no tao anaty carton.
▶️ efa betsaka ihany ianareo izay no tratra ary misy dia lany vola be!

⚠️ izahay ato @ dia tsy miantoka (garantie) ny entana tsy mandalo birao izay tonga dia omenareo mpamily ka noho izany miala tanteraka raha sendra misy ny fahasimbana na fahaverezana.

⚠️ Aza milahitra intsony : Service de livraison sy récupération dispo Tana sy Antsirabe

☎️Contact (Lundi au Samedi)

Tana: 0321190627 - 0388993869
Antsirabe : 0321190710 - 0321190777

📞 Réclamation 0321190539

Service de livraison dispo ao Tana sy Antsirabe ☎️ContactTana: 0321190627 - 0388993869Antsirabe : 0321190710 - 032119077...
06/09/2023

Service de livraison dispo ao Tana sy Antsirabe

☎️Contact

Tana: 0321190627 - 0388993869
Antsirabe : 0321190710 - 0321190777

📞 Réclamation 0321190539

- de 15kg : moto (Tarif ci-dessous)
+ de 15kg: en fourgon/sur devis

⚠️ Tsy miantoka ny entana omena ny mpamily antsosoko ny orinasa. Takio ny rosianao


07/08/2023

Colisage

⚠️ Aza milahatra eo @ birao intsony: Service de Livraison et récupération de colis

0321190777 - 0321190610

Tarifs dans les commentaires

13/07/2023



Efa tonga eto ary izao ny service de Colisage

Araho ny pejy fa misy tolotra vaovao be ho avy tsy ho ela momba ny service de colisage !


Express Delivery Madagascar

Photo: Gare Routière Fianara | Guichet Colis

🔥 Vaovao!!!Mihitatra @ ireto tanàna ireto ny fandefasana ny fourgon Soatrans Express avy ao Tana | 032 11 906 27✅ Ambosi...
10/07/2023

🔥 Vaovao!!!

Mihitatra @ ireto tanàna ireto ny fandefasana ny fourgon Soatrans Express avy ao Tana | 032 11 906 27

✅ Ambositra
✅ Fianarantsoa | 032 11 908 43
✅ Ranomafana
✅ Manakara | 032 05 317 77

Manomboka ny Talata 11 Jolay 2023

Manoloana ny resabe mahakasika ilay fitarainana miparitaka eto amin'ny tambazotra sosialy dia manao izao fanambarana man...
09/06/2023

Manoloana ny resabe mahakasika ilay fitarainana miparitaka eto amin'ny tambazotra sosialy dia manao izao fanambarana manaraka izao izahay.

✅ Efa nandraisana fepetra ny momba izany ary efa mametraka vahaolana hiarovana ny colis taratasy/valopy ny orinasa

✅ Ny fitarainana mba afahan'ny tompon'andraikitra eto @ orinasa mandray andraikitra vetivety dia afaka atao :

🚍 na miantso ny laharana 032 11 905 39
🚍 Na alefa ao @ messenger
🚍 na ihany koa manantona avy hatrany ny birao ka mitady ny lehibe mpiandraikitra ny toby na Site Manager

Voa nanomboka ny asa fitanterana izahay dia nahatsapa avy hatrany fa manana andraikitra eo amin'ny fahafaham-pon'ireo mpanjifa ary mankasitraka hatrany anareo izahay, misaotra betsaka amin'ireo mbola manome fahatokisana

Isaorana ihany koa ireo mpanararaotra sy mpanenjika fa ianareo koa dia manosika anay hivoatra hatrany @ tsara kokoa eo @ asa fitadiavana izay ataonay.

☎️ Infoline Tana 032 11 906 27 | Bira 032 11 906 10


Express Delivery Madagascar

🔥     Service de récupération sy livraison à domicile plis et paquets eto Antsirabe !⚠️ Tarif dia forfaitaire raha entan...
09/12/2022

🔥 Service de récupération sy livraison à domicile plis et paquets eto Antsirabe !

⚠️ Tarif dia forfaitaire raha entana moins de 15kg tafiditra ao anaty coffre moto.

🥁 Centre-ville Antsirabe : 2.500 Ar
🥁 Banlieue : 4000 Ar (Tsivatrinikamo, Vatofotsy, Ambohimena)
🥁 Périphérie : 6.000 Ar (Hatreo Andranomanelatra, Vinanikarena, Andraikiba)

🛵 Marihina tsara eo @ valopy na entana ny anarana feno ny mpandray ary adiresy sy laharana ahazoana miantso azy

🛵 Tsy maintsy misy karapanondro hatrany ny mpandray

🛵 Ny zavatra ao anaty paquet na valopy dia tsy maintsy ampahafantarina hatrany raha tsy izany tsy mipetraka ny garantie.

☎️ Infoline Antsirabe 0321190610 / Tana 0321190627

Nous recrutons pour notre point à Tana1 chauffeur/Livreur à motoVous pouvez déposer vos dossiers (CV, LM, Certificat, Co...
08/12/2022

Nous recrutons pour notre point à Tana

1 chauffeur/Livreur à moto

Vous pouvez déposer vos dossiers (CV, LM, Certificat, Copie Permis) à:
▶️ SoatransPlus Antananarivo

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 16:00

Telephone

+261321190627

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Express Delivery Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Express Delivery Madagascar:

Share

Category