Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar

Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar ENY, HOFOANANTSIKA NY TIBERKILAOZY

Maimaimpoana hatrany ny fitiliana sy ny fitsaboana ny aretina Tiberkilaozy😊😊
17/08/2026

Maimaimpoana hatrany ny fitiliana sy ny fitsaboana ny aretina Tiberkilaozy😊😊

Manentana antsika hatrany hanao fitiliana avy hatrany eny amin'ny tobim-pahasalamana izay akaiky atsika raha vao mikohak...
05/08/2026

Manentana antsika hatrany hanao fitiliana avy hatrany eny amin'ny tobim-pahasalamana izay akaiky atsika raha vao mikohaka fa maimaim-poana izany hatram'ny fitsaboana sy ny fanafody TIBERKILAOZY.☺️😊

14/07/2026

ℹ️ 𝐋𝐚 𝐭𝐮𝐛𝐞𝐫𝐜𝐮𝐥𝐨𝐬𝐞 𝐬𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐠𝐧𝐞 👍
☝️ 🎯 Le traitement est efficace, bien toléré et entièrement gratuit ✅

🟧 Si vous avez été diagnostiqué ou si vous connaissez quelqu'un qui tousse depuis longtemps, orientez-le vers un centre de santé. 🟧

🟩 La guérison est possible pour tous 🟩

👉 Besoin d’un coup de main ou d’être orientée ? Écris-nous en MP 💬 ou appelle la ligne verte : on est là pour toi.

---------------------------------------

ℹ️ 𝐀𝐳𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐮𝐛𝐞𝐫𝐜𝐮𝐥𝐨𝐬𝐞 👍
☝️ 🎯 Mandaitra tsara ny fitsaboana no sady maimaimpoana e! ✅

🟧 Raha efa voamarina fa voan’ny tuberculose ianao, na mahalala olona mikohaka maharitra, dia amporisiho izy hanatona centre médical hanao test sy hahazo traitement 🟧

🟩 Azo sitranina ny tuberculose. Fahasitranana, mendrika hoan’ny toi 🟩

👉 Afaka manampy anao sy manoro izay tokony aleha izahay, midira MP 💬 na miantso ny laharana maitso.





08/07/2026
Mamaimpoana hatrany ny fitiliana sy ny fitsaboana ny aretina tiberkilaozy☺️😊
01/07/2026

Mamaimpoana hatrany ny fitiliana sy ny fitsaboana ny aretina tiberkilaozy☺️😊

27/04/2026

‼️ ADY AMIN’NY TIBERKILAOZY (TB)‼️

👉 Fantatrao ve fa....ny olona iray voan’ny tiberkilaozy tsy mitsabo tena dia mety hamindra amin'ny olona 12 isan-taona?

Eny, izany dia izany tokoa araka ny fampahafantarana avy amin'ny Programa Nasiônaly miady amin'ny Tiberkilaozy eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka na

ARY NO TOKONY ATAO ❓

✔️ Raha vao mikohaka arahana fanaviana sy fahalain-komana, manatona avy hatrany Tobimpahasalamana manao fitiliana TB maimaimpoana.

⚠️ Raha sanatria voan’ny Tiberkilaozy, maimaimpoana ny fitsaboana ary araho tsara ny toromarika sy ny fanafody omen’ny Mpitsabo mandra-pahavita ny « traitement ».

✔️ Takomana amin'ny lanton-tsandry ny vava rehefa mikohaka na mievina.
✔️Arovy ny manodidina anao

anao sahady mizara ity ranty ity
-----------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé

24/03/2026
Miarahaba anareo Vehivavy sy Reny rehetra tratry ny fetin’ny 08 Marsa 2026Arahabaina manokana indrindra ianareo izay ato...
08/03/2026

Miarahaba anareo Vehivavy sy Reny rehetra tratry ny fetin’ny 08 Marsa 2026Arahabaina manokana indrindra ianareo izay ato anatin’ny ady @ Tiberkilaozy. Mankasitraka indrindra ny @ fahafoizan-tenanareo.
Hazoto hatrany sy ho fitaratra ho an’ny tarakaka.
Bonne fête de 08 Mars. 😊😊
"NY Mpandrindra Nasiônaly ny ady "

Address

Ex. Batiment IHS/ANALAKELY
Antananarivo
101

Telephone

+261346819554

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar:

Shortcuts

Share

Category