26/04/2026
“Aza mandavaka amin’ny kisendrasendra. Fantaro mialoha ny toerana sy ny halalin’ny rano.”
« Nandany 5 tapitrisa Ar izy nanao lava-drano, ary niova lavaka in-4… nefa TSY NAHITA RANO 😳 »
Maro no manao fahadisoana lehibe :
👉 Mandavaka amin’ny kisendrasendra
Tsy fantatra ny :
❌ Toerana misy rano
❌ Halalin’ny rano
❌ Firafitry ny tany
👉 Vokany ? Vola + fotoana very, tokotany simba ary Averina indray ny asa 😖
Solution :
Vahaolana azo antoka : ETUDE GEOPHYSIQUE
✔️ Mahita toerana misy rano 😍 (scan tany)
✔️ Mahita ny halalin’ny lavaka tokony holavahana (profondeur)
✔️ Mahita ny structure et caractéristiques du sous-sol (couche, vato, rano...)
✔️ Technologie sy méthodes moderne no ampiasaina (scientifique)
✔️ Précis ary azo antoka ny résultats
💡Rehefa ita ny toerana Misy ny Rano dia mora hoazy ny exploitation Forage/Puits
📩 Mandefasa message privé na ity no laharana hifandraisana 0349310268