26/05/2026
🔉SUB ACTIF. Manampy ny Bass ao anaty Fiara:
🟠🔊 Sub Actif VK Audio 31 cm.‼️MIDOBOKA BE.💰Prix: 550 000 Ar.
☑️ Mety @ Sprinter, Crafter sy @ fiara maro hafa.
- Efa misy Ampli intégré.
- Puissance: 350 Watts.
- Dimensions: 52x39,5x39 cm.
🔵🔊 Sub Plat Actif Pervoi💰Prix: 410 000 Ar.
‼️ Mety ho an'ireo mila Bass Matanjaka nefa tsy mibahana toerana ao anaty fiara!
✅ Efa misy Ampli intégré ao anatiny.
✅ Ultra compact -> Tafiditra ambany seza.
✅ Bass Matanjaka -> Boomer 26 cm de diamètre.
✅ Installation simple -> Mora apetaka, mety @ Autoradio rehetra na d'origine aza.
✅ Mety @ fiara rehetra.
☑️ Mety tsara @ SUV, 4x4, Pickup, Minibus, Fourgon, Starex, Grand Starex...
📌Kit Câblage Complet.💰Prix: 50 000 Ar.
📱Afaka tonga dia miantso ny: 03415 02550 / 0330518335 na Mp.
✅WhatsApp: 0341502550
*Afaka manao installation & livraison eto Tana (misy sarany).
*Afaka mandefa Colis.