23/07/2026
🖥️ Resaka sortie 2ème écran @ Autoradio Android ‼️
➡️ Option matériel @ lay Autoradio Android ny Sortie pour 2 ème écran fa tsy oe réglage fotsiny.
➡️ Misy an'ilay Broche mivadika RCA mamoaka sortie vidéo daholo ny Autoradio Android na ireo tsy afaka mamoaka sortie pour 2 ème écran aza.
➡️ Rehefa mande lay sortie pour 2 ème écran dia sady mande ny sary eo @ Autoradio Android no mande ny sary eo @ lay écran faha 2. (Miaraka mande fa tsy mifadimby).
➡️ Ny ilaina anazy: afaka mamoaka sary makany @ écran ao aoriana raha @ Sprinter/Crafter sy fiara lehibe. Afaka mamoaka sary makany @ écran eo @ pose-tête raha @ fiara kely.
📌Raha mila an'ilay Autoradio Android mamoaka sary @ 2 ème écran dia afaka miantso ny: 📲 Contact tél: 0341502550 / 0330518335
✅ WhatsApp: 0341502550
🎯 Eny Tsiazotafo ny Point de vente Car Audio Mada.
🎯 Afaka manao livraison (misy frais).
🎯 Afaka mandefa Colis any @ Faritra rehetra eto Madagascar.