03/12/2023
Miarahaba tompoko.
Tsy mitsahatra izahay eto amin'ny Elec'bat no manao ny fanamarihana tahaka ity satria dia tsy vitsy ireo mpaka tahaka tsy te hisahirana ny amin'ny fizarana hataonay eto amin'ny pejy🙏.
Tsy sanatria natao izao ho fanalana baraka ny hafa, fa kosa mba hisorohana ny mety ho fampifangaroana hataon'ny mpajifa nohon'ny fitoviana eo amin'ny ranty izay hatao.
Tsy mampiasa ary tsy misy endrim-piarahamiasa amin'ity olona ity izahay eto amin'ny Elec'bat 2, ka hapetrakay eto ity mba hisorohanay izay mety ho olana rehetra mety hitranga nohon'ny antony maro.
Mankasitraka indrindra tompoko🙏.