Assisteo

Assisteo Service de conseil et d'accompagnement pour les personnes désirant vivre /étudier à l'étranger ✈️🧳

Nos services consistent à vous aider et à vous orienter dans vos projets de déplacement et votre mobilité internationale . Nous proposons des accompagnements sur mesure pour les besoins spécifiques de tout un chacun.

ASSISTEO dia mirary taona zina ho antsika rehetra amin'ity taona vaovao ity 🎉🎉ary maneho ny fisaorana anareo mpanjifa , ...
06/01/2025

ASSISTEO dia mirary taona zina ho antsika rehetra amin'ity taona vaovao ity 🎉🎉
ary maneho ny fisaorana anareo mpanjifa , vao hanjifa sy mpanaraka ny pejy, 🥰🎊
nandritran'iny taona iny ary mbola maniry ihany koa ny hiara hiasa aminareo hatrany 🙏🙏
fisaorana mitafotafo no atalotra ho anareo rehetra

Efa ela ianao nitady lalana handehanana ho any ivelany ?Very hevitra mihitsy  hoe aiza ny hanantonana sy aleha...? ➡️Ass...
16/09/2024

Efa ela ianao nitady lalana handehanana ho any ivelany ?
Very hevitra mihitsy hoe aiza ny hanantonana sy aleha...?

➡️Assisteo dia vonona anampy anao, sy iaraka aminao amin'izany.

Aza misalasala manantona anay na miantso anay .
📌Andavamamba ambadika ny CENAM
☎ 034 82 462 30

Te hoany canada ve ianao ( na firenena hafa )? Inona  avy ireo tokony homanina ? 🇨🇦🇩🇪🇱🇷Ahoana ny tokony atao raha maniry...
18/04/2024

Te hoany canada ve ianao ( na firenena hafa )?
Inona avy ireo tokony homanina ? 🇨🇦🇩🇪🇱🇷
Ahoana ny tokony atao raha maniry iasa any ivelany ??🍁🍁

Maro be isika lina amin'ny fandehanana any canada
( na firenena hafa ) !!
nefa tsy hitanao izay atao ,tsy hitanao hoe inona homanina ,
indrindra koa hoe aiza no haleha sy hanonntaniana

📌Assisteo dia afaka manampy anao amin'izany ary manome torolalana anao amin'
izay mety ahafahanao

mandeha any ivelany izahay.

➡Manasa anao ary hanatona ny birao anay ety andavamamba ambadika ny cenam📞 0348246230
📩[email protected]

MITADY  ASA ANY CANADA🇨🇦🇨🇦 VE IANAO ARY MANIRY HANDEHA HO ANY ??      ➡️ NATAO HO ANAO  ITY Raha mila fanazavana feno ma...
26/02/2024

MITADY ASA ANY CANADA🇨🇦🇨🇦 VE IANAO
ARY MANIRY HANDEHA HO ANY ??
➡️ NATAO HO ANAO ITY
Raha mila fanazavana feno makasika izany ianao ? dia
Aza misalasala manantona anay na miantso
ny laharana 0348246230.
Birao : Andavamamba ambadikin’ny CENAM

🔔🔔Ianao ve efa nieritreritra ny hiasa any ivelany ? Na hianatra any? NA anao voyage?? Nefa tsy hainao ny tokony atao? Ts...
10/01/2024

🔔🔔Ianao ve efa nieritreritra ny hiasa any ivelany ? Na hianatra any? NA anao voyage??
Nefa tsy hainao ny tokony atao? Tsy hita hoe aiza no haleha sy iza no olona afaka mamaly ny fanontanianao? ..

➡Efa eto « Assisteo » afaka manampy anao amin'izany.

Aza misalasala manantona anay na miantso anay.

📌Andavamamba ambadika ny CENAM
☎034 82 462 30
📧[email protected]

Mirary taona zina ho antsika rehetra amin’ity taona vaovao ity 🎉🎊 ASSISTEO dia maneho ny fisaorana anareo mpanjifa ,vao ...
02/01/2024

Mirary taona zina ho antsika rehetra amin’ity taona vaovao ity 🎉🎊

ASSISTEO dia maneho ny fisaorana anareo mpanjifa ,vao hanjifa sy mpanaraka ny pejy
🥰✨nandritran’iny taona iny ary mbola maniry ihany koa ny hiara hiasa aminareo hatrany 🙏🙏 Fisaorana mitafotafo no atolotra ho anareo rehetra.

SERVICE DE COACHING ASSISTEO.. ✈️ ❓* Mahatsiaro tena  ho sahirana sy tapi-dalana ve ianao amin'ny fitadiavana asa any iv...
15/12/2023

SERVICE DE COACHING ASSISTEO.. ✈️

❓* Mahatsiaro tena ho sahirana sy tapi-dalana ve ianao amin'ny fitadiavana asa any ivelany?
❓*Mieritreritra ny hande hanao VISA (hitady asa mivantana )any ivelany ve ianao...
Nefa miasa saina amin' ilay vola mety ho lany?
(Andramo aloha ity sao mahasoa anao )
mandefasa hafatra miafina na miantso ny laharana 034 82 462 30

Maniry ny hiasa any ivelany ve ianao?😊😊Natao ho anao indrindra ity tolotra ity ka aza misalasala miantso anay raha mahal...
06/12/2023

Maniry ny hiasa any ivelany ve ianao?😊😊
Natao ho anao indrindra ity tolotra ity ka aza misalasala miantso anay raha mahaliana anao!!!!!!😊
Mandefasa hafatra miafina na miantso
Tel: 034 82 462 30 -
Adresse: 67Ha derrière CENAM

Sao dia mahasoa antsika raha misy manana diplôme en cuisine ato o
01/06/2023

Sao dia mahasoa antsika raha misy manana diplôme en cuisine ato o

Nanafatra Cuisiniers Malagasy avy tany Madagasikara izahay, tena afa-po na amin’ny professionnalisme, na amin’ny toetra, na amin’ny dynamisme.

Izay ilay noteneninay anareo hoe : Mahay ny Malagasy, tsy voatery nivoaka ny Firenena vao mahay, fa ao ihany dia efa misy tena manana ny maha izy azy.

Raha manao recrutement izahay, dia OBLIGATOIRE ny olona manana diplôme en cuisine, satria tsy MAHAZO VISA CANADA.

Tsy afaka mandeha aty aloha raha tsy mahazo VISA avy amin’ny fanjakana Kanadiana. Misy mpiasa nafaranay manaraka vao nahazo Visa ihany koa zao ho tonga tsy ho ela indray, ka efa faly izahay fa hisy hanampy indray ny équipe solide-nay 😉.

Ka noho ny antony nahafa-po anay, dia mazoto izahay ny mbola hanafatra mpiasa hafa indray.

Tsy maintsy CUISINIERS PROFESSIONNELS, azo antoka, mahay au moins mahandro ohatra ireto sary ireto, raha mbola mahay noho izao moa maninona 😁 ?

Ka raha tsapanao fa manana profil ilainay ianao, dia alefaso ato amin’ny [email protected] ny CV-nao, miaraka amin’ny sarin’ny zava-bitanao.

« CV + PHOTOS »

TSY MAKA CANDIDATURES ANKOATRA IREO CRITÈRES IREO IZAHAY.

Raha asa hafa no tediavinareo, dia tsy mamaly message izahay, no tsy mamaly ny slt, ca va? cc, bjr,…sns.
Raha ny sary alefanareo tsy mitovitovy amin’io dia tsy hamaly ny message koa izahay.

Amparitaho any amin’ny namanareo sy havanareo tsapanareo fa mendrika ny ho aty Canada.

Salama daholo e 😊😊Ohatran 'ela ela isika izay tsy tafaresaka teto e?Aza misalasala ary mananatona sy miantso anay 🙏😊
30/05/2023

Salama daholo e 😊😊
Ohatran 'ela ela isika izay tsy tafaresaka teto e?
Aza misalasala ary mananatona sy miantso anay 🙏😊

Address

LOT 46 H ANTETEZANAFOVOANY ANDAVAMAMBA
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261348246230

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assisteo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Assisteo:

Share

Category