09/06/2025
Tsy oe rava akory fa miasa moramora eny...fa ato foana ary vonona hanome fahafaham-po ho anareo...NY fifampitokisana nahafantaranareo anay hatram'zay miaraka amin'ny traik'efa ananana no garanti fa tsy mbola nisy nitaraina ny mpampiasa niantso anay...Tabora vonona sy sahy...maniry ny hiara-miasa aminao