Magilux Peintures

Magilux Peintures Chez Magilux, Leader en Fabrication de Peintures, nous donnons vie à vos murs et revêtements! Vous pouvez faire confiance à notre expertise depuis 1992.

Peintures décoratives, techniques et durables pour particuliers, professionnels et chantiers.

⚠MAGITOL⚠👌 Maina ny andro izao alohan'ny FAHAVARATRA dia karakarao ny TAFO ary lokoy avy hatrany 🥰👌Ireto avy ny couleurs...
27/08/2026

⚠MAGITOL⚠
👌 Maina ny andro izao alohan'ny FAHAVARATRA dia karakarao ny TAFO ary lokoy avy hatrany 🥰
👌Ireto avy ny couleurs MATEZA : 🟥ROUGE BASQUE , ⬛️NOIR , ▶️GRIS ARDOISE , 🟩VERT , 🟢VERT BRASILIA

ANTOHOMADINIKA 0340279526
ANDOHARANOFOTSY 0342646684
ITAOSY 0381758116
ANTSIRABE 0344033055
AMBOHITSARAHABA 0344451668
IVATO 0349095767
ANDRAVOHANGY 0346263144
AMBOHITRIMANJAKA 0388313160
NOSY BE HELL VILLE 0380657546
BY PASS 0386670147�� Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠S2 DILUANT⚠ REVÊTEMENT ÉTANCHE ⚠ PISCINE ET SOLEfa manomboka mafana ny andro , aza adino ny mikarakara ny PISCINE anao ...
26/08/2026

⚠S2 DILUANT⚠ REVÊTEMENT ÉTANCHE ⚠ PISCINE ET SOL
Efa manomboka mafana ny andro , aza adino ny mikarakara ny PISCINE anao

Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠Mirary Herinandro mahafinaritra e🥰   0340279526  0342646684  0381758116   0344033055   0344451668  0349095767  03462631...
24/08/2026

⚠Mirary Herinandro mahafinaritra e🥰
0340279526
0342646684
0381758116
0344033055
0344451668
0349095767
0346263144
0388313160
0380657546
0386670147��

Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠ BRILUX ⚠PEINTURE A L'HUILE Disponible en Boite de : 18 L, 800 ml , 200g Siege  : Tangaina Ampitatafika  contact: 034 0...
21/08/2026

⚠ BRILUX ⚠
PEINTURE A L'HUILE
Disponible en Boite de : 18 L, 800 ml , 200g
Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠LOKO MASISO MISY FOFONA ❌ Vakio tsara ⚠Raha peinture à l’eau efa novidiana fa tsy hampiasain’ny mpanjifa avy hatrany, d...
19/08/2026

⚠LOKO MASISO MISY FOFONA ❌ Vakio tsara ⚠
Raha peinture à l’eau efa novidiana fa tsy hampiasain’ny mpanjifa avy hatrany, dia ny ireto torohevitra mba tsy ampasiso azy na ho simba .
👉Aza sokafana ny bidon na Boite na sachet raha mbola tsy hampiasaina. Ny bidon tsy mbola misokatra no tsara indrindra amin’ny fitahirizana.
👉Tehirizo amin’ny toerana mangatsiatsiaka sy maina, tsy tratran’ny masoandro mivantana.
👉Aza avela amin’ny hafanana be na ao anaty fiara mandritra ny fotoana ela.
👉Ataovy mitsangana tsara ny bidon ary akatona mafy rehefa avy nampiasaina.
👉Aza asiana rano ao anaty bidon mba hampitomboana na hitahirizana ny peinture.
👌Raha efa nosokafana, aza ampidirina ao ny pinceau na rouleau maloto; ampiasao fitaovana madio.
🧐Firy andro no azo tehirizina?
✍️Raha peinture à l’eau tsara voatahiry ary mbola tsy nosokafana, tsy voatery ho andro vitsy ihany no fitahirizana azy. Matetika dia volana maromaro ka hatramin’ny 1 taona na mihoatra, arakaraka ny daty limite napetraky ny mpanamboatra.

17/08/2026

⚠ Herinandro vaovao be Ndao hiaraka hamanatatra ireo vokatra vokarin'ny Magilux⚠
ANTOHOMADINIKA 0340279526
ANDOHARANOFOTSY 0342646684
ITAOSY 0381758116
ANTSIRABE 0344033055
AMBOHITSARAHABA 0344451668
IVATO 0349095767
ANDRAVOHANGY 0346263144
AMBOHITRIMANJAKA 0388313160
NOSY BE HELL VILLE 0380657546
BY PASS 0386670147�� Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

🙏 Ry Mpanjifa Hajaina 🙋Tsy misokatra ny Magilux Peintures rehetra Rahampitso Sabotsy 15 Août 2026. Misaotra indrindra to...
14/08/2026

🙏 Ry Mpanjifa Hajaina 🙋Tsy misokatra ny Magilux Peintures rehetra Rahampitso Sabotsy 15 Août 2026. Misaotra indrindra tompoko 😎

⚠Avant et Apres ⚠Tsara kokoa asiana   aloha izay vao mampiasa Loko 😎Siege  : Tangaina Ampitatafika  contact: 034 02 579 ...
12/08/2026

⚠Avant et Apres ⚠
Tsara kokoa asiana aloha izay vao mampiasa Loko 😎

Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠ SAFIDIO NY LOKO TIANAO ⚠Maro ny loko afaka safidiana ato aminay ary afaka mitondra ihany koa ianao raha misy tianao an...
10/08/2026

⚠ SAFIDIO NY LOKO TIANAO ⚠
Maro ny loko afaka safidiana ato aminay ary afaka mitondra ihany koa ianao raha misy tianao any 😎
Siege : Tangaina Ampitatafika contact: 034 02 579 42 / 033 11 739 33

⚠ PEINTURE SPECIALE POUR TABLEAU NOIR ET VERT ⚠   Ho antsika SEKOLY dia mety ity anavaozana ny Tabilao 😎😎Misy eny amin'i...
07/08/2026

⚠ PEINTURE SPECIALE POUR TABLEAU NOIR ET VERT ⚠

Ho antsika SEKOLY dia mety ity anavaozana ny Tabilao 😎😎
Misy eny amin'ireo Point de vente rehetra
0340279526
0342646684
0381758116
0344033055
0344451668
0349095767
0346263144
0388313160
BE HELL VILLE 0380657546
0386670147

Address

Lot BM 223 BIS Tangaina Ampitatafika
Ampitatafika
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261340257942

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Magilux Peintures posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Magilux Peintures:

Shortcuts

Share

Category