29/07/2024
MASS ArchiDesign dia manolotra ny tsara indrindra amin'ny sehatry ny fanorenana!
🔹 Drafitra sy planina amin'ny endrika 3D
🔹 Kajy vola (devis) mazava sy marina
🔹 Fanorenana sy fanamboarana matihanina
Atomboy ny tetikasa fanorenanao miaraka aminay. Araho sy zarao ny pejinay mba hahazoana vaovao sy santionany amin'ny tetikasa vaovao! 😊