01/05/2026
💻✨ Fantatrao ve?
👉 Tamin’ny taona 1975, navoakan’i IBM ny micro-ordinateur voalohany antsoina hoe **BM 5100**.
🔹 RAM: 16K ka hatramin’ny 64K
🔹 Processeur: 1,9 MHz
🔹 Vidiny: 19 000 $ 😳
😅 Natao hoe “ordinateur portable” izy tamin’izany…
fa ny tena izy?
👉 Milanja **22 kg** 🤯
👉 Mila sarety vao afaka mitondra azy!
📌 Tena hita mihitsy hoe efa lavitra be ny fivoaran’ny technologie ankehitriny!
💬 Inona ny hevitrao? Tianao ve raha mbola toy izany ny ordinateur amin’izao fotoana izao?