22/09/2025
Tahaka ny isan-taona, ny Fikambanana Manampisoa dia nanolotra fitaovam-pianarana maimaimpoana ho an’ny ankizy any amin’ireo sekoly miisa dimy eto amin'ny kaominina Sandrandahy :
🏫 EPP Fierenana – EPP Voniangara – EPP Miadana
🏫 CEG Vohitsoa – CEG Miadana
➡ Mpianatra 404 no nahazo tombontsoa tamin'izany ho enti-miatrika n'y taom-pianarana vaovao 2025-2026! ✏📖🖍
💡 Ny fitaovam-pianarana atolotra androany dia natao hanampiana ny Raiamandreny ary ny ankizy hianatra sy hahatratra ny nofinofiny. 🌱🌍