16/11/2024
πππππππππ ππππππππππππ- πππππππππ : π
ππππππππ ππππ
ππππ ππ ππππππππππ ππππβππ π
ππππππππ ππ "ππππππ ππ π
ππππππππ"
Mampiasa milina sy fitaovana arifomba, manaraka tsara ny teknolojia, ny orinasa Samcrete amin'ny fanatanterahana ny asa fanamboarana ny lalambe migodana na Β« Autoroute Β», mampitohy anβAntananarivo sy Toamasina. Fitaovana raitra toy ny FDR WR240 Β« Fuel Depth Reclamation Β», " Compacteur Γ pied de mouton ", " Niveleuse ", " Compacteur Γ rouleaux lisses " ary " Citerne " mahazaka rano hatraminβny 18mΒ³ no miasa hanaovana ny sosona fototra na Β« couche de fondation Β». Ireo no fitaovana izay nolazain'ny filoha Andry Rajoelina avo lenta be ireny ary efa amperinasa daholo ! Madagascar et son futur !