Leader construct

  • Home
  • Leader construct

Leader construct Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Leader construct, Construction Company, RN7, .
(1)

Ho antsika izay efa hanao dalle.
07/04/2026

Ho antsika izay efa hanao dalle.

MAMPANOFA COFFRAGE METALLIQUE DALLE, CHAINAGE, POUTRE MORA

Efa fotoana fanaovana trano izao fa fandriho dieny izao ny datinao , izay Tonga aloha no mahazo.
Anisan'ny tena mandany vola amin'ny fanaovana dalle en béton ny planche sy bois rond nefa lasa kitay fotsiny avy eo😅
Izahay Dia manana vahaolana izay MORA LAVITRA nefa azahoana béton mafy sy tsara endrika - COFFRAGE METALLIQUE

Tombony ho anao:
- Mora vidy nohon'ny vidin-kazo
- Izahay no mametaka sy manala ( mihena ny karaman'ny mpandrafitra)
- Haingana kokoa ny fametahana azy
- Tsara endrika sy malama tsara
- Béton mafy ( tsy very ny ranona simenitra)
- Manao livraison
- Tsy manimba tontolo iainana
- Misy garantie

contact: +261 34 48 060 88

Promotion Villa basse clé en main - surface bâti : 8,5mx8m- 1 living-  cuisine avec coin repas - 2 chambres - un salle d...
01/04/2026

Promotion Villa basse clé en main
- surface bâti : 8,5mx8m
- 1 living
- cuisine avec coin repas
- 2 chambres
- un salle d'eau
- un veranda

Vita soa ny gros oeuvre Hiditra finition indray Ho anao mikasa anao trano, izahay eto amin'ny leader construct Dia vonon...
28/03/2026

Vita soa ny gros oeuvre
Hiditra finition indray
Ho anao mikasa anao trano, izahay eto amin'ny leader construct Dia vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo.
Tolotra clé en main hatrany





Travaux gros oeuvre Réhabilitation et extension Anjanahary Na Dia Mbola tsy miloko aza izy Dia Efa hita fa mivoaka ny sa...
13/02/2026

Travaux gros oeuvre
Réhabilitation et extension Anjanahary
Na Dia Mbola tsy miloko aza izy Dia
Efa hita fa mivoaka ny sary, Efa miditra amin'ny second oeuvre ny Équipe.
Ho anao mikasa hanavao izay efa simba na hanitatra na hampiakatra aza misalasala fa ataonay ho afa-po ianao.
Clé en main hatrany

Promotion Villa basse clé en main Maro bé ianareo no mangataka devis villa basse aty aminay - surface bâti : 7,38mx7,00m...
08/02/2026

Promotion Villa basse clé en main
Maro bé ianareo no mangataka devis villa basse aty aminay
- surface bâti : 7,38mx7,00m
- 1 living avec cuisine américaine
- 2 chambres
- un salle d'eau
- un veranda

Isaoranay ianareo rehetra izay nanome fahatokisana anay.Izahay eto amin'ny Leader construct Dia manao ireto asa manaraka...
07/02/2026

Isaoranay ianareo rehetra izay nanome fahatokisana anay.
Izahay eto amin'ny Leader construct Dia manao ireto asa manaraka ireto:
- Conception plan 2D complet
- Visualisation 3D photos réaliste
- animation vidéo réaliste
- Étude des structures
- plan de ferraillage et coffrage
- Devis quantitatif et estimatif
- Réalisation
- Clé en main.
Contact: 0344806088

Iza no Tianao A sa B
16/01/2026

Iza no Tianao A sa B

Misaotra anao nisafidy anay Design by Leader constructHankino amin'ny matianina ny nofinofinao Izahay eto amin'ny Leader...
09/01/2026

Misaotra anao nisafidy anay
Design by Leader construct
Hankino amin'ny matianina ny nofinofinao
Izahay eto amin'ny Leader construct dia manao ireto asa manaraka ireto
- Conception plan 2D
- Modelisation 3D
- Etude des structures ( dimensionnement)
- Plan de ferraillage et coffrage
- Devis quantitatif et estimatif
- Réalisation
- Suivi et contrôle des travaux
Manasa anao itsidinaka ny page aitanao ireo tolotra omenay

Préparation coffrage dalle creux, pose hourdis, ferraillage poutrelle et ferraillage dalle de compression
06/01/2026

Préparation coffrage dalle creux, pose hourdis, ferraillage poutrelle et ferraillage dalle de compression

Misaotra anao nisafidy anay Design by Leader construct  Hankino amin'ny matianina ny nofinofinao Izahay eto amin'ny Lead...
30/12/2025

Misaotra anao nisafidy anay
Design by Leader construct
Hankino amin'ny matianina ny nofinofinao
Izahay eto amin'ny Leader construct dia manao ireto asa manaraka ireto
- Conception plan 2D
- Modelisation 3D
- Etude des structures ( dimensionnement)
- Plan de ferraillage et coffrage
- Devis quantitatif et estimatif
- Réalisation
- Suivi et contrôle des travaux
Manasa anao itsidinaka ny page aitanao ireo tolotra omenay

Tsotra nefa tsara Ho anao mikasa hanao trano Hankino amin'ny matihanina ny projet anaoizahay Dia manao ireto asa manarak...
05/12/2025

Tsotra nefa tsara
Ho anao mikasa hanao trano
Hankino amin'ny matihanina ny projet anao
izahay Dia manao ireto asa manaraka ireto:
- Plan 2D détaillé
- 3D photos réaliste
- Devis quantitatif et estimatif
- Étude des structures
- Plan de ferraillage et coffrage
- Réalisation

Chantier en cours Ilafy villa r+1 avec sous sol Ny terrain en pente no tena mamoaka ny endriky ny trano.
29/11/2025

Chantier en cours Ilafy
villa r+1 avec sous sol
Ny terrain en pente no tena mamoaka ny endriky ny trano.

Address

RN7

Telephone

+261344806088

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leader construct posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Leader construct:

  • Want your business to be the top-listed Contractor?

Share