Mirantsoa IMMO -BTP

Mirantsoa IMMO -BTP ✅ACHAT ET VENTE TERRAIN ET MAISON✅

🎆DEVIS-PLAN-REALISATION🎆

💢CONSTRUCTION CLÉ EN MAIN💢
⭕ FACILITÉ DE PAIEMENT⭕
☎️ 038 50 504 48

02/03/2026

Tanim-boly, tanim-bary, tanety AMIDY: 300ha-9km miala route nationale mandeha automobile,tonga eo @ commune ambalavolo.Dia miala eo commune io 5km mianatsimo.Na ihany koa misy lalana hafa 7kn miala eo Sahamatevina(amon-dalana RN 11 A io-vatomandry)-tanimbary sy tanimboly-misy cannel,letchit-afaka volena katsaka,kakao,jirofle,vary.tanylonaka tsara,tsy mila zezika. Titré borné. 2500ar/m2. 0385050448

13/02/2025

Mbola tsy tara ianao fa fotoana izao.
Vonona hanampy anao izahay amin'ireto safidy ireto:
1) Fividianana tany sy trano
2) Fananganana trano
Atao ny devis, fantarina ny vidiny dia afaka efainao tsikelikely ny vola fa:
⚡Omena anao ny tany tianao
⚡Vitaina mialoha ny trano nofinofisinao
Mp na miantso 0330182991/ 0387451777

**MIRANTSOA IMMO-BTP** - Manao ny asa rehetra mahakasika ny fananganana trano!Tianay ny manampy anao hanana trano tonga ...
15/01/2025

**MIRANTSOA IMMO-BTP**
- Manao ny asa rehetra mahakasika ny fananganana trano!
Tianay ny manampy anao hanana trano tonga lafatra. Ny ekipa mpanampy anay dia voahofana sy matihanina, ary eo ambany fanarahamason'ny injeniera sy teknisiana ambony. Tsy tara ianao anio mba hahafahanao mandray anjara amin'ny tolotra manokana!
**Tombontsoa:**
- Asa vita ambony kalitao
- Fanaraha-maso voarindra
- Safidy fandoavam-bola tsikelikely

Aza adino fa afaka mandrava sakana amin'ny fananana ny trano tianao ianao! Mifandraisa aminay anio raha mila fanazavana fanampiny.

📞 Antsoy izahay: 038 74 517 77/037 26 564 42
🌐 Jereo ny tranonkalanay: [email protected]

Ny fahafaham-ponao no tanjontsika!

06/01/2025
🎆Te hanangana trano ve ianao sa manavao ny tranonao?🕕Miandry anao Mirantsoa Immo! Manolotra tolotra plan, devis, ary fan...
05/01/2025

🎆Te hanangana trano ve ianao sa manavao ny tranonao?

🕕Miandry anao Mirantsoa Immo! Manolotra tolotra plan, devis, ary fanorenana trano amin'ny fandoavam-bola tsikelikely izahay!

Izay atolotray:

💢Famolavolana Plan: Plan trano araka ny eritreritrao sy ny filanao.

💢Devis mazava sy mangarahara: Fantatrao mialoha ny sandan'ny tetikasa.

💢Fanorenana matihanina: Ekipa matihanina sy za-draharaha, manome antoka ny kalitao sy faharetana.

♨️Fandoavam-bola tsikelikely: Mora alamina, mifanaraka amin'ny teti-bolanao.

💎Nahoana no hisafidiananao anay?

✅Fandraisana andraikitra matotra sy azo antoka.

✅Vahaolana maharitra sy mifanaraka amin'ny filanao.

✅Serivisy akaiky sy malefaka ho an'ny mpanjifa.

✍️Atomboy ny nofinofinao anio!

📍 Tongava aty aminay: Face Anglicane Mahitsy, Ambohidratrimo
📞 Miantsoa haingana: 038 50 504 48/038 74 517 77

Mirantsoa Immo – Manatanteraka ny nofinofinao ho trano azo antoka!

Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2025!!!!!!
01/01/2025

Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2025!!!!!!

01/01/2025

🎆Tratry ny taona 2025 daholo isika rehetra e!Samy ho tanterahan'Andriamanitra amzay ireo nofinofinao rehetra.Vonona hatrany izahay amin'ireo asa fanaovan-trano sy Tolotra sy Tinady ho anao♨️

30/12/2024

Address

EN FACE ENGLICANE
Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mirantsoa IMMO -BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share