04/09/2024
Manao Salama antsika Vahoakin'ny Tolagnaro Zay manana Olana mahakasika ny rano fisotro,tsy hoany fort Dauphin ihany tompoko f afaka manamboatra izay Liana amin'azy io tompoko,Marihina f raha eto fort Dauphin ihany Ilay toerana de 2 Millions D'ariary tsy mihena io sady koa tsy miakatra!de manom-boka avy eo makany manantantely de fa 3 millions D'ariary ka hatreo Ranopiso tompoko,tsy midina Sady tsy miakatra io Prix io tompoko!Avy eo Ranopiso hatrany Ambovobe koa 5millions D'ariary tsy midina Sady tsy miakatra Misaotra indrindra Tompoko.