04/01/2023
BONNE ANNEE 2023 DAHOLO ISIKA E!
🏡Inona marina moa izany ny ilavana ny "ETUDE GÉOPHYSIQUE" mialohany anaovana FORAGE?⏰
Mety betsaka amintsika no tsy mahalala ny objectif sy ny avantage amin'io étude io.
🌳Ny Etude géophysique dia fomba anakiray manampy antsika amantatra ny toetry ny tany na ny fitondran tenan'ny ambany tany, amatarana ihany koa ny toerana misy rano aminy alalan'ny fitaovana voatokana izay mamokatra ilay antsoina hoe "courant éléctrique".
🍀Ny vokatra azo aminy étude dia valeur na resistivité en Ohm.m na frequence arakarak'ilay fitaovana ampiasaina.
🍀Io vokatra io no interpretena sy analysena dia mitondra antsika aminy toerana tsara anaovana forage na ny point d'implantation.
🌵Omenay ny CLIENT io rehefa vita tanteraka dia ataonay boky kely ahitana minimum 2 point d'implantation au choix anaovana ilay FORAGE.
🔭Ny teknisiana anay ihany no manatanteraka ny etude miaraka aminy fitaovana mifandraika amin'izany ary omenay safidy tsara ny CLIENT na izay ihany no manao ny FORAGE na olon-kafa.
🎉Betsaka ny CLIENT satisfait taminy asa nataonay ka mino izahay fa anisan'izany koa ianao.
Raha mahaliana anao dia aza misalasala miantso ny laharana: ☎034 87 455 39_📞033 85 946 39.
📬Email: [email protected]