29/08/2026
Ireto ny 𝗿𝗲𝗴𝗹𝗮𝗴𝗲𝘀 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗮𝘁𝗮𝗼 rehefa nahazo phone vaovao ianao na koa hoe tsy mety mandeha ny 𝗰𝗼𝗻𝗻𝗲𝘅𝗶𝗼𝗻 𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗲𝘁 nefa efa misy forfait internet sy velona ny donné mobile.
Manasa anao mba 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 ny pejy sy mba 𝗵𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 amin'ny namana sy hanaraka ny ranty raha nahaliana fa mbola maro ny zavatra ho zarainay eto.🥰🤲🏻