04/08/2026
OMBILAHY BE TSIFA BETROKA
Nifarana ny sabotsy 1 Aogositra 2026 ny fifaninanana ara-panatanjahantena OMBILAHY BE TSIFA izay nokarakarainβny Depiote Nicolas tao Betroka.
Mankasitraka tamin'ny fanasana ny ekipanβny IBARA FESTIVAL . Mendri-piderana tokoa ny fikarakarana rehetra natao nandritra ny hetsika.
Marihina fa nandritra ity hetsika Aombilahy be tsifa ity dia nosafidiana ireo tena mahay hisolo tena ny Selection Betroka ho avy aty amin'ny IBARA FESTIVAL.