Moniteur Pédagogique ISTE

Moniteur Pédagogique ISTE FIANARANA ALOHA!

Rapitso ary ny fotoana tsika @ 8 ora aza hadino ny mitondra PC hoan'izay efa manana, smartphone raha ts mbola manana + p...
10/07/2026

Rapitso ary ny fotoana tsika @ 8 ora aza hadino ny mitondra PC hoan'izay efa manana, smartphone raha ts mbola manana + prise multiples

Salama aby! Hoan-tsika mpianatra L2 raha mbola sahirana enao manao boky (rapport de stage) dia tongava fa tena ilainao io Ary mahay manao boky ianao rava ao ary mahafantatra raccourci maro tena miasa/ mafahantatra fomba fampiasana IA ihany ko.

09/07/2026

Salama e! nohon'ny examens ny namana sasany rapitso dia ahemotra ny Atsabotsy 11 Juillet à 8h ny PARTAGE. any Ambalapaiso Ihany S5

Salama aby! Hoan-tsika mpianatra L2 raha mbola sahirana enao manao boky (rapport de stage) dia tongava fa tena ilainao i...
08/07/2026

Salama aby! Hoan-tsika mpianatra L2 raha mbola sahirana enao manao boky (rapport de stage) dia tongava fa tena ilainao io Ary mahay manao boky ianao rava ao ary mahafantatra raccourci maro tena miasa/ mafahantatra fomba fampiasana IA ihany ko.

Salama ee! elaela tsy heno, inona vaovao?😊Nahafinaritra ngamba ny examens ? Efa anatiny mandamina ny programmes manaraka...
03/05/2026

Salama ee! elaela tsy heno, inona vaovao?😊
Nahafinaritra ngamba ny examens ?

Efa anatiny mandamina ny programmes manaraka ny ato amin'ny Moniteur Pédagogique ngamba efa afa-bizaka tsara tsika izay🥰.

Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra!!!...

Technologie L1_ Alahady 26 avril 2026♥️🥰Tena milofo mianatra, fisaorana lehibe atolotra ny équipe amin'ny ezaka fampiana...
26/04/2026

Technologie L1_ Alahady 26 avril 2026♥️🥰

Tena milofo mianatra, fisaorana lehibe atolotra ny équipe amin'ny ezaka fampianarana atao.

Technologie L1- 25 avril 2026 après-midi 🥰
25/04/2026

Technologie L1- 25 avril 2026 après-midi 🥰

Cercle d'études _ Technologie L1 _ 25 avril 2026Misaotra ireo zoky mpiara-miasa nanatotosa ny fampianarana an'ireo zandr...
25/04/2026

Cercle d'études _ Technologie L1 _ 25 avril 2026

Misaotra ireo zoky mpiara-miasa nanatotosa ny fampianarana an'ireo zandry; miomana hiatrika ny fanadinana 🥰

Mirary soa ry zandry, zoky isany mba hahatotosa tsara ny examens🙏🏿

Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy!👋Ny équipes rehetra ato amin'ny Moniteur Pédagogique dia mirar...
24/04/2026

Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy!👋

Ny équipes rehetra ato amin'ny Moniteur Pédagogique dia mirary soa ho antsika mpianatra namana hiatrika examens izay ho tanterahana manomboka ny faha 27 avril 2026 ho avy izao🥰.

Hajao ireo fitsipika sy fotoana napetraka ary fandaminana mandritra izany fanadinana izany.

Cercle d'études _ Agronomie L1 ny 22, 23 avril 2026Te hahazo vokatra tsara dia tena mianatra🥰
23/04/2026

Cercle d'études _ Agronomie L1 ny 22, 23 avril 2026
Te hahazo vokatra tsara dia tena mianatra🥰

Cercle d'études L1 Agronomie _ 20 avril 2026Te hanana fahombiazana marina ianareo dia milofo, miditra tamin'ny 14h ary r...
20/04/2026

Cercle d'études L1 Agronomie _ 20 avril 2026

Te hanana fahombiazana marina ianareo dia milofo, miditra tamin'ny 14h ary rava 18h, misaotra ny équipe hatrany amin'izany fampianarana izany🙏🏿♥️

Address

Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moniteur Pédagogique ISTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share