10/04/2026
🚨 Very ity ordinateur portable ity ka Raha sendra hitanareo misy mivarotra any dia mba ampahafantaro izahay fa omenay valisoa izay mahita azy🙏🏽
HP 250 G10
CORE i5 13ème GÉNÉRATION
RAM 8GO
SSD 250GO
Misy autocollant Sady tsisy chargeur io any fa tavela aty.
CONTACT: 038 53 255 21 / 032 14 832 61