06/03/2025
☢️AO ANATIN'NY RESAKA Électricité :☢️
🔸Indraindray tsy ny fahatapahan-jiro no olana fa ny fitaovana ampiasaina: batterie tsy maharitra, convertisseur tsy stable, régulateur tsy mahomby. Mety ho niaina an’izany ianao:
❌ Batterie lany haingana rehefa ampiasaina
❌ Convertisseur tsy mahazaka fitaovana maromaro
❌ Régulateur simba vetivety ka tsy mahazo charge tsara
💡 MISY SOLONY AZO ANTOKA HO ANAO!
🔋 BATTERIE RITAR PURE GEL 55Ah – 489.000 Ar
✔️ Maharitra taona maro, tsy mi-congeler na dia amin’ny andro mangatsiaka aza
✔️ Matanjaka tsara
⚡ CONVERTISSEUR 500 WATT – 145.000 Ar
✔️ Mamadika courant 12V ho 220V
✔️ Tsy mamokatra courant “instable” ka miaro ny fitaovana elektronika
🌟 RÉGULATEUR MPPT 30 A & 40 A
✔️ Manome charge stable sy haingana ho an’ny batterie
✔️ Manampy amin’ny fitehirizana herinaratra betsaka kokoa
MIALÀ AMIN’NY OLANA, MIFIDY NY TSARA!
Raha efa nandany vola tamin’ny fitaovana tsy maharitra ianao, dia aza averina intsony! Safidio ny vahaolana natao haharitra sy hiarovana ny fampiasam-bolanao.
📞 Antsoy: 038 60 108 21
🚚 Livraison disponible