30/09/2026
đïž CONSTRUCTION â CONTRĂLE QUALITĂ DU BĂTON
Rehefa vita ny prĂ©paration sy ny coulage, dia zava-dehibe ny contrĂŽle du bĂ©ton frais mba hahazoana antoka fa mifanaraka aminâny fampiasana azy ny consistance-ny.
đ§± Le cĂŽne dâAbrams dia ampiasaina hanaovana essai dâaffaissement (slump test).
Aminâity essai ity dia fenoinâny bĂ©ton frais ny cĂŽne, compactĂ©-na aminâny tige de piquage, avy eo esorina mitsangana ilay cĂŽne ary refesina ny affaissement du bĂ©ton.
đ Io mesure io dia manampy aminâny fanombanana ny ouvrabilitĂ© du bĂ©ton frais, izany hoe ny fahafahany mametraka sy miasa tsara mandritra ny coulage.
â ïž Raha fintinina :
Ny bĂ©ton be rano dia tsy midika hoe bĂ©ton tsara. Ny consistance tokony ho izy dia miankina aminâny type de bĂ©ton sy ny fampiasana azy.
đŻ Chez HRS Construction, le contrĂŽle qualitĂ© fait partie de chaque Ă©tape du chantier.
Satria ny asa tsara dia tsy mijanona aminâny hoe âvitaâ, fa mila voafehy tsara ny qualitĂ© hatrany am-piandohana ka hatraminâny farany.
đ§ HRS Construction
Construction âą BĂątiment âą Maçonnerie âą RĂ©novation âą Ouvrage mĂ©tallique âą ĂlectricitĂ© âą Plomberie
đ Antsiranana â Diego-Suarez
đ§ DĂ©placement possible selon le projet
0327711760