09/01/2026
🏗️ 🏠ELY-PRO-CONSTRUCT – Entreprise de Construction de Bâtiment 🏗️
(Manana NIF & STAT – Asa ara-dalàna sy matihanina)
🔹 Maninona no ZAVA-DEHIBE ny fanaovana PLAN, ÉTUDE DE STRUCTURE ary DEVIS alohan’ny hanombohana ny asa ?
✅ PLAN
Ny plan no fototry ny trano. Izy no manome endrika mazava ny tetikasa :
✓ Fandaminana ny efitra sy ny habaka
✓ Fampifanarahana amin’ny filàn’ny client
✓ Fanajana ny fenitra ara-teknika sy ara-dalàna
❌ Raha tsy misy plan :
➡️ very hevitra ny asa
➡️ miovaova tsy voafehy ny fanorenana
➡️ mandany vola sy fotoana be
✅ ÉTUDE DE STRUCTURE
Izy no miantoka ny herin’ny trano sy ny fiarovana :
– Kajy ny fondation, poteaux, poutres, dalles
– Fanamarinana fa mahazaka lanja tsara ny trano
– Fisorohana ny triatra, fitongilanana na faharavana
❌ Raha tsy misy étude de structure :
⚠️ mety ho marefo ny trano
⚠️ mampidi-doza ho an’ny olona monina ao
⚠️ mety hiteraka fandaniana fanamboarana lafo be
✅ DEVIS
Ny devis no manampy anao :
– hahalala mialoha ny teti-bola ilaina
– hisorohana ny fiakaran’ny dépense tampoka
– handrindra tsara ny asa araka ny budget
❌ Raha tsy misy devis :
➡️ tsy voafehy ny vola mivoaka
➡️ mety hijanona ny asa eo afovoany
➡️ mitarika olana sy fifandirana
🔨 ELY-PRO-CONSTRUCT dia manolotra :
✔️ Étude structure bâtiment
✔️ Plan architectural
✔️ Devis détaillé
✔️ Réalisation & suivi de chantier
“Ny fototra tsara anio, no antoka ny ho avy maharitra rahampitso.”
Amin’ity taona vaovao 2026 ity,
mirary anareo hahavita ny projet eritreretina
am-pilaminana, am-pahendrena ary am-pahombiazana.
📖 “Raha tsy ny Tompo no manorina ny trano, dia zava-poana ny fiezahan’izay manorina azy.”
— Salamo 127,1
🎯 Tanjonay : hanampy anao hahavita ny projet-nao araka ny fenitra sy ny teti-bola.
📞 Contact
📲 WhatsApp : 032 75 632 03
📱 Tél : 034 29 751 72
📧 Mail : [email protected]
📍 Matokia ny matihanina, fa ny asa atao miaraka amin’Andriamanitra dia miorina tsara.