14/08/2026
🏡 Isaky ny mijery trano tsara vita ianao, dia misy nofy tanteraka tao aoriany.
Efa ela ianao no nanofinofy trano mendrika, izay hitoeranao sy ny fianakavianao amim-pilaminana. Ary indro fa io nofy io dia azo tanterahina — indraindray dingana kely iray monja no ilaina hanombohana.
Ny Nôvo Trano, dia miaraka aminao hatramin'ny dingana voalohany ka hatramin'ny farany, mba hahatonga ny trano ho toy izay efa nofinofinao:
🔹 Placo & fandravahana rindrina — fanamboarana sy fandravahana rindrina amin'ny placo, hanome endrika maoderina sy madio ny efitranonao
🔹 Cloison, meuble TV, étagère, placard — fisarahana efitrano ary fananganana fitaovana ilaina amin'ny placo, araka ny filanao
🔹 Enduits Bessière, fandokoana, corniche, carreaux — fanaovana ny finition farany mba hahatonga ny trano ho tsara tarehy sy maharitra
🔹 Fitaovana kalitao ambony (brique, carreaux, loko, sy ny sisa) — mikaroka sy manolotra anao ny fitaovana tena ilaina, mba tsy hisy fahaverezan-danja amin'ny fotoana sy ny vola
Ny asa ataonay dia tsy fanamboarana fotsiny — fa fahavononana miara-dia aminao, hatrany amin'ny fikasana ka hatrany amin'ny vokatra farany.
Ny fanapahan-kevitra dia anao. Ny fanatanterahana, dia anay. ✅
📞 Antsoy izahay: 038 69 858 02
📍 Manerana an'i Madagasikara