05/08/2026
🏡 VITA SOA AMAN-TSARA INDRAY NY CHANTIER IRAY! 🎉
Misaotra indrindra ny mpanjifa tamin'ny fitokisana. Ianao indray ve no manaraka? 🤝
Ny kalitaon'ny asa sy ny fahafaham-pon'ny mpanjifa no laharam-pahamehanay. Isaky ny chantier dia miezaka izahay hanolotra finition madio, maoderina ary manara-penitra.
📩 Manana projet ve ianao? Mifandraisa amin'ny Placo Design Finition fa vonona hanatanteraka ny vinanao izahay.
🏗️PLACO Design & Finition — Ny kalitao no mampiavaka anay.
☎️ Contact : 038 14 666 79