18/02/2026
🔴⚠️ " 𝐑𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐨𝐯𝐚𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐦𝐨𝐝𝐞 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐞 𝐞 :
🔷️ Tsy mihinana menaka sy saosy be intsony
🔷️ Fihinana mamy sy sira be loatra sy jus misy gaz dia tsy tsara loatra intsony
🔷️ Sakay be loatra tsy mety
🔷️ Fadio @ izay ny toaka sy sigara sy izay rehetra mitovy aminy
🔷️ Aza miari-tory be intsony
🔷️ Mazotoa misotro rano matetika. Tsara kokoa raha rano mafana ilay sotroina fa tsy eau glacée
🔷️ Mba mampiasa vatana matetika (mandeha tongotra)
🔷️ Mba sakafo bio hanina matetika
🔷️ Manao falifaly mampihena stress
🔷️ Tsy ny fihinanana fanafody no tena ahasitranana anao fa fanampiny ihany ireny fa ireo aloha atao.
✅ Toro hevitra kely ireo ho an'izay te ho lava velona e "
-------
©️