01/07/2026
Manana vahiny manokana isika anio alina… 😍
Tamin’ny taona 2022, nisy olona iray nanomboka nanaraka ity pejy ity.
Tahaka ny maro aminareo, nanomboka tamin’ny vidéo sy live ary partage no nahafantarany ahy. Tsikelikely dia nanaraka programmes maro izy, ary isan’ireo olona tena nanao travail tamin’ny tenany.
Volana vitsy lasa izay, nitady olona hiara-hiasa amin’ny projet iray aho ary nijery karazana profils maro…
I Mirah Valérie Razakaharimalala , izy no no-sélectionner-ko sy nahafeno ny critère rehetra notediaviko
❤️🔥Renim-pianakaviana , mpandraharaha : Fondatrice an’i Joyful Créa no sady Stratège & Bras droit digital izy
Rehefa nifampiantso momba ilay projet izahay , dia hoy izy tamiko hoe : « araraotiko kely aloa hanao retour aminao ny amin’ny zavatra Voaraiko sy ny transformation niainako za Danielle «»
Dia nizara tamiko ny transformation niainany tamin’ny alalan’ny pejy sy ny programme rehetra narahiny izy
Ary nolazainy tamiko fa ilay NEUROSHIFT no Tena déclic be ho azy indrindra
Io no programme nanova indrindra ny fomba fisainany , ny habitude any , ny fomba fijeriny ny fiainana ary nanala izay zavatra tsy tiany hitoetra rehetra hoy izy
Tena nihetsi-po aho nihaino azy satria tsy misy zavatra mahafaly ahy mihoatra noho ny mahita olona manao investissement amin’ny tenany… ary mahita vokatra
Mirah dia olona tena be atao be ary feno lava ny fotoanany amin’ireo asa sy adidy Amin’ Ny Maha reny sady mpandraharaha Saingy na teo aza izany dia nisafidy ny hanokana fotoana hianarana, hampiharana , hametrahana discipline ary hanovana ny fiainany tsikelikely.
Ary anio izy nanaiky hizara izany parcours sy transformation izany amintsika
Ao anatin’ny format “Je te donne la parole”, dia hiresaka amintsika momba ny diany, ny fanamby natrehiny ary ny lesona azony izy.
Mino aho fa hanampy anareo ny fizàrana rehetra ataony
🕣 Koa manome fotoana antsika izahay roa vavy androany amin’ny 20h30, eto amin’ny pejy.
Zarao fa mety mahasoa ny hafa ary Aza adino ny manisy présence ao amin’ny commentaire 😊