Sahy Mitondra Fiara Famenosoa

Sahy Mitondra Fiara Famenosoa Conduite_accompagnee Conduite_responsable

Tongasoa eto amin'ny pejy "Sahy Mitondra Fiara Famenosoa"

Fomba tsotra sy azo antoka ary mora raisina indrindra kanefa tena mahomby, hahatonga anao hatoky tena rehefa mitondra fiara no ampiasainay.

Mbola misy fitenin receveur fantatrareo koa ve ? 🤔😊ex: kalazy
22/08/2026

Mbola misy fitenin receveur fantatrareo koa ve ? 🤔😊
ex: kalazy

📌 Voambolan-tsehatra ampiasain'ny mpamily sy mpanampy azy. 😉😀

Misaotra an'i R. Tojo nanangona 🙏🏻

Iza no tena marina?
17/08/2026

Iza no tena marina?



🌴 Ny fotoam-pialantsasatra sy ny CONGÉ dia fotoana iray hanomanana ny tenanao amin’ny ho avy.✨🚘⭐ "Fiofanana tsara, fahat...
12/08/2026

🌴 Ny fotoam-pialantsasatra sy ny CONGÉ dia fotoana iray hanomanana ny tenanao amin’ny ho avy.✨🚘
⭐ "Fiofanana tsara, fahatokisan-tena feno." ⭐
Te hahay hitondra fiara am-pahatokisana sy am-pilaminana ve ianao? 🚗
Eto izahay manampy anao hahafehy tsikelikely ny familiana miaraka amin'ny fiofanana mifanaraka amin'ny filanao.
🎯 Tanjona amin'ny fampianarana :
🚦 DÉMARAGE
➡️ Fahaizana mampandeha sy mampijanona ny fiara am-pilaminana
🔄 GABARIT
➡️ Fahafehezana ny refin'ny fiara sy ny fivezivezena amin'ny toerana tery
🅿️ PARKING
➡️ Fianarana manao parking sy créneau amin'ny fomba marina
⚙️ PASSAGE DE VITESSE
➡️ Fampiasana tsara ny vitesse sy ny embrayage
🛣️ Fitondrana eny an-dalana
➡️ Fahaizana mitondra am-pahamalinana sy manaja ny lalànan'ny fifamoivoizana
↩️ FIHIDINANA sy fifehezana ny familiana
➡️ Fahatokisana amin'ny toe-javatra samihafa
👨‍🏫 Fanazaran-tena miaraka amin'ny mpampianatra
➡️ Toro-làlana sy fanaraha-maso mandritra ny fiofanana
🌟 Ny tanjonay dia ny hanampy anao ho lasa mpamily mahay, matoky tena ary tompon'andraikitra.
🚗 Sahy Mitondra Fiara Famenosoa
📍 Manomboha anio ny dianao mankany amin'ny fahafehezana ny familiana.
☎️0379963153 na MP avy hatrany



Ndao indray hoe amaly an'ito isika🚦Iza no mandeha voalohany? Indice: misy route prioritaire ao
05/08/2026

Ndao indray hoe amaly an'ito isika🚦
Iza no mandeha voalohany?
Indice: misy route prioritaire ao


Sahy Mitondra Fiara Famenosoa📖 Fampianarana tsotra sy mora takarina🚗 Fanazaran-tena mifanaraka amin'ny rythme nao🔑 demar...
26/07/2026

Sahy Mitondra Fiara Famenosoa
📖 Fampianarana tsotra sy mora takarina
🚗 Fanazaran-tena mifanaraka amin'ny rythme nao
🔑 demarage
📏 Gabarit
🔄 Créneau
🔙 Marche arrière
🅿️ Parking
🛣️ Fifehezanao ny lalana
💪 Fampitomboana ny fahatokisan-tena eo am-pamiliana
🚦 Fampianarana ho lavitry ny loza sy ny fanajana ny lalana

🎯 Ny tanjonay:
🏅 Hanofana mpamily mahay, mailo ary tompon'andraikitra.

💬AZA MISALASALA MANDEFA HAFATRA AMINAY FA HO RAISINA TSARA IANAO

"Ny fahatokisa- tena eny an-dalana dia manomboka amin'ny fahazaina azonao isakin'ny mianatra."



Sahy Mitondra Fiara Famenosoa

🚙Te hahay hitondra fiara ampatokiana ve ianao? Na vao manomboka ianao na te hanatsara ny fahaizanao?🎁Izahay ato  Mitondr...
20/07/2026

🚙Te hahay hitondra fiara ampatokiana ve ianao? Na vao manomboka ianao na te hanatsara ny fahaizanao?

🎁Izahay ato Mitondra Fiara Famenosoa dia vonona anampy anao hahatratra ny tanjonao.

🎈Aza avela ny tahotra no manakana ny nofinao hitondra fiara

👩‍🎓Ny tanjonay dia ny hanomana anao ho mpamily matihanina.

🔑Tsy hiandry olona na chauffeur intsony ianao fa handray ny la clé dia hitondra ny fiaranao.

📩Mandefasa hafatra miafina aminay ary alaivo ny rendez-vous anao

🎀"Mianara anio, Mitondrà ampatokiana rapitso"



🛑VACANCE NY ANDRO🛑🚙NDAO HITONDRA FIARA AM'IZAY🚏Maro ireo manana tahotra, maro no te hahay aingana mitondra fiara.🧭"ilay ...
04/07/2026

🛑VACANCE NY ANDRO🛑
🚙NDAO HITONDRA FIARA AM'IZAY

🚏Maro ireo manana tahotra, maro no te hahay aingana mitondra fiara.

🧭"ilay manodina ilay volant mihitsy no olako..."
🧭"ilay ilany ankavanana ary tsy aiko mihitsy ny maminavina azy"
🧭na koa hoe "ilay gabarit no olako"

➡️Aza atao ho olana intsony izany fa efa misy tsotra sy mora kely analanay ireo rehetra ireo.
🤵 mpampianatra matihanina

🎯 demarage facile
🎯 arrêt doucement
🎯 demarage en côte
🎯 marche arrière
🎯 parking

📝 Fandrio dieny zao ny andro voalohany hanaovanao azy ato @ Sahy Mitondra Fiara Famenosoa
⏳Fotoana fohy kely ihany no hifehezanao ireo



Sahy Mitondra Fiara Famenosoa
⏳Fotoana fohy kely ihany no hifehezanao ireo



Sahy Mitondra Fiara Famenosoa

20/06/2026

Manova ny fiainana, tena hafa mihitsy rehefa zatra sy sahy mitondra fiara irery.

Ndao hizatra miaraka aminay.
MP

16/06/2026

Tsy mila matoky tena vao manomboka mitondra fiara fa mila manomboka sy mizatra vao matoky tena.

16/06/2026

Maro no efa sahy sy zatra mamily fiara irery am-pahamendrehana tanaty fotoana fohy niaraka taminay.

Anjaranao indray izao.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sahy Mitondra Fiara Famenosoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share