Malaky Taxi Moto - Transport colis et personne Express

Malaky Taxi Moto - Transport colis et personne Express Nos devises : Votre satisfaction

27/11/2025
27/11/2025

π’πœπ¨π¨π­πžπ« π―π¨πšππ¨π§πšπ§β€™π§π² 𝐭𝐚𝐱𝐒-π›πž: 𝐍𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐒𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 π€π¦π›π¨ππ’π¦π’π­πš πŸ˜“

Tokony ho tamin’ny 8 ora sy 55 mn no niseho ny loza. taxi-be iray n’ny zotra 194 notarihin’ny lehilahy iray 30 taona monina eny Ambohipanja Ankadikely Ilafy no nandona ny vodilalan’ilay scooter Kymco JR mainty nentiny ity renim-pianakaviana πŸ˜“πŸ›΅
Naratra mafy noho izany izy ary nentina haingana teny amin’ny hΓ΄pitaly Manarapenitra Andohatapenaka. Tao anatin'ny fitsaboana no tsy tana intsony ny ainy.⛑️

27/11/2025

πŸ“ Namela kamboty 4 i Aina Rakotoarivony, rehefa voadonan'ny bus 194 teny Ambodimita izy sy ny moto-ny.

β­• Mpivarotra piesy sy kojakoja moto ny tenany ary raha iny andeha hivoaka niaraka tamin'ny moto iny izy no voadona, ary namoy ny ainy na dia efa nentina notsaboina ary.

14/11/2025

Karohina sy namoahan'ny PAC Didy fampisamborana i Naina Andriantsitohaina mikasika ny raharaha CNaPS - SMGD.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malaky Taxi Moto - Transport colis et personne Express posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category