03/10/2026
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Mbola miandry anao ao aminโny Rendez-vous de lโImmobilier, ao aminโny ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ฆ๐ฆ๐๐ซ๐๐ข๐๐ฅ ๐๐ฅ๐ฒ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ ๐๐๐ง๐ฃ๐จ๐ฆ๐๐๐ญ๐จ, i Docteur Solaire, androany sy rahampitso Alahady 04 Oktobra.
Tongava manatona anay eto an-toerana, fa handray anao an-tanan-droa ny ekipanโny ๐๐๐๐๐ ๐๐. ๐ค
Maro ihany koa ny zavatra mahaliana azonao jerena ao aminโity toerana ity, toy ny piscine sy ireo zavatra maro hafa mety ilainao na hahafinaritra anao . Azo entina miaraka aminao koa ny ankizy, satria misy toerana natokana ho azy ireo.
Anisanโny ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ฆ๐ฆ๐๐ซ๐๐ข๐๐ฅ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ ihany koa ny Olympia Tanjombato.
Aza adino, mbola miandry anao ๐ข ๐๐จ๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ ๐๐จ๐ฅ๐๐ข๐ซ๐! โ๏ธ
๐ ELIOS MADAGASCAR
Gallerie TwoRT Maibahoaka โ IVATO 105, Antananarivo
๐ Contact : +261 38 32 050 50
๐ง Email : [email protected]
Soa fa misy Elios. โ๏ธ